mpisoloky ao amin'ny tsaty
21. welie
(
20/06/2005 20:05)
Raha hoe tsy te ahazo hafatra avy amin'io namana iray io ianareo dia misy ny mode /ignore ao @ tsaty!
Efa betsaka ny namana mitarainy noho io namana iray io! Efa nohazavaina (nolazaiko mou zany e) azy ihany moa hoe tsy mety loatra ny fihetsiny... nefa dia tsy mbola mety miova izy...
Dia izay sy izay rahavavy sy ranadahy isany a!
Dia tsiky dia ampy.. Na hoe /ignore dé ampy.. :-P

22. mishou
(
20/06/2005 20:42)
za aloha tsy de mahay mitsaty de tsy de mbola tratra fa raha tratrany aho de lazaiko izy we mankanesa any @ secours catholique any afriak de misy manampy ianao
ary ireo olona avy any afrika ireo mahay misoloky na @internet na @ inn na @ inn, fa tsy nampoiziko hoe mahay teny gasy lery hi hi hi :-P
ny tonga @ boite ko mantsy ilay maty ny dadako de manana millions de dollars de ataok @ anaranao sns, côte d'ivoire no tena mpanao an'iny gaigy be, za kalongany tsy tratra fa raha manana millions de dollars ve ianao de ifampizaranao amiko fa izany gasy ao @ tsaty izany no tsy haiko hoe ahoana no fomba fangatahany:-P

23. yonikafopl
(
21/06/2005 00:19)
mishou tena betsaka tokou reny ann, fa reny njay ny hafa no asiany, fa ilay ao am tsaty mpamosavy malemy kleeeee, samy mafy ady mitsemboka sy mihafy vao mahita, de lery mitady hisoloky.
pompiers pompiers hihihi
pompiers pompiers hihihi
24. dadabe
(
21/06/2005 06:06)
welie >mananatra bifta kely marina
yonika:*:*
akamatiana:*:*:*:*zah efa henjy be fa tsy manao an':@:@tsony
hazao klou ry zareo le pompier pompier ty fa toa ohatrany milay a,raha mety manko ny hoe pv-en pub zany hoe raha vao maka pv lery de izy mieritreritra fa hoe manokana kay le izy en pub .Saingy indrisy fa tsy mety kay le:cry::cry:o^o

25. rurik
(
21/06/2005 06:45)
ny tena mampalahelo @ilay izy anie ry reto raha indray andro any mety misy ny tena sahirana tena mila fanapiana dia tsy mino intsony ny olonarehetra fa sao dia ilay manotra maina foana e nefa isika maro ny aty lavitra ka tsy fantatra nyho avy e :{ :{ :{
26. Angie
(
21/06/2005 08:28)
ny ahy fanaoko an'ireny maka pv ireny raha tsy fantatro dia lazaiko fa tsy arako fa aleo eto ihany e sady mi :) kely ihany an.
Raha misy namana tena mety hoe sahirana dia aleo mangataka conseil @ namana hafa any an-toerana.ohatra hoe ry razoky ravatorano, naritsimba...ilay te hanampy zay vao manampa-kevitra na mandefa fanampiana, indrindra moa fa raha olo-pantatra virtoaly fotsiny ilay mila fanampiana.
Ao koa ny fanampiana ara-moraly,tsy ny vola ihany ange no ilana ny namana e au contraire aza fa io no mampiady ka raha azo atao dia aleo atao lavitra, rehefa manome na mampindrana dia omeo @ fo dia vita.

27. dadabe
(
21/06/2005 12:00)
zay ,sady le izy anie sahala @ mampalahelo zany lery satria mety misy maladie mentale e,nefa kou..... :-w ny volako ve deomeko tsy aminapa eo ,tsy haiko na tsy ampy tosika @ filokana izy ohatra(sangy a) :miam: :miam:
29. fijo
(
21/06/2005 20:50)
welie anadahy????
za aloha tsy mbola sendra izany akama izany fa mba tiako raha tafaresaka amiko e.

36. hery
(
22/06/2005 06:00)
Marina daholo ny zavatra noteneninareo... efa hitany koa ity resaka ity. Efa nangatahan'io namana io ihany koa aho ary izay no nanesorako ny ps-ny tery ambony tery. Zavatra vitsivitsy no mety mitranga.
- Mety hoe misoloky ilay ranamana: izany hoe manana ny azy izy na tsia fa ny tanjony dia hoe haka vola... mahazo izy tsara tsy mahazo izy tsara. Raha izany dia ny aza tratrany :-)
- Mety hoe tena mahantra ilay ranamana: ka ny fahantrana mahazaka maniraka. Betsaka ny olona mahantra mamorona an'izao wawawa rehetra izao mba ahazoana vola. Raha izany dia anjaranao ny mieritreritra izay hataonao... fa dia tazomy ho anao irery raha nanome ianao na tsia. Mba mahamenatra ihany mantsy raha toa ka hofantatry ny olona hoe nangata-bola.
- Mety hoe manala azy ilay ranamana. Tahaka ny manala azy rehetra ihany. Tsapatsapa fitombenan'akoho io ka raha tsy diky dia atody (fiteny madio :-))... Raha izany dia aza manaiky voa fanindroany.
Efa mba niresaka tamin'ilay ranamana io ihany aho fa tsy mihaino mihitsy izy fa ny fangatahana no asesiny. Ary nahita ity forum ity izy dia mitaraina hoe izany ve no anaovana ny olona rehefa mba mitady vola eto... :-) koa inona moa no azoko atao eo fa namana daholo e.

37. akamatiana
(
22/06/2005 09:03)
hery diky=))=))=)) io njay tsy haiko an , ary hery mahita karazam-pitenenana an
39. rurik
(
22/06/2005 12:19)
miverina @ilay tenin'i hery ery ambony aho hoe mety mahantra ilay ranamana,
raha mahantra izy na misy antony fa tsy dia hoe fahazarandratsy dia mba hatao antony iray ny zavatra tenenina hangatahana fanapiana fa tsy miovaova lava izao sady ny olona manana anarana vaovao foana no pv lery ko izay no mahavoa an'azy e!