katry lava na koa hoe dizina

1. tolotra ( 18/06/2005 08:49)
ahoana ianareo sipa @ireny bandy katry lava sy dizina fona reny,misy sipa mantsy ambinina anireny,milay v sa nôfa sa revena ampitiavana b rehefa sendra anireny
répondu par fijo le 18/07/2005 22:29
2. eh ( 18/06/2005 08:57)
inona kay ity dizina? zany izy katry lava v hilay!fa rehefa tia moa mety tsy hita izany! fa za aloha tsy tia ê!
3. britney ( 18/06/2005 10:12)
izà alony tsa mila e!
roaka alika be angamba de vita ny tantara.
4. iartistika ( 18/06/2005 12:53)
mody zany eo nefa vao mahita an'i dada biribiry,sy dôzidôzy d'efa hoe hafotaka ny lalao anio:@:@:@
5. yonikafopl ( 19/06/2005 05:43)
iartistika hihihihi zany annn:roll:
6. dadabe ( 19/06/2005 05:57)
tolotra
tsy hainao ve le hira hoe " zarako aza enao katrikatry iny ...manalanala azy ..manalanala andro ..fa bebe lazao sy mahita atao e.." hihihi milay ny dizina e,sady jus de risk anie io e:wink::miam::miam::miam::miam::miam::miam::@:@:@:@o^o:@
7. yonikafopl ( 19/06/2005 06:10)
hihi tsy sahy miatrika ady nga de mila jus de risk kleeeee:wink::-w
8. dadabe ( 19/06/2005 06:31)
:D:D:wink::-*
9. yonikafopl ( 19/06/2005 23:01)
:-$:-*
10. ari.malala ( 20/06/2005 06:39)
atao in koa zany ol mamolava zany?! tsy aleo tsy misy?! za alo tsy mila ê!
11. poupounesana ( 20/06/2005 07:53)
d inn marina no azo atao refa sendran'ireny ry reto ah! le izy alou tsy milay mitsy e! fa raha sendran'ny bandy tiana nefa mpanadizina b d misy fomba v hanovana le oll?
12. mamzelkely ( 20/06/2005 08:38)
poupou< de araho am onjany eny izy e!!! refa tsy mikasy tanana fotsiny anie izy de tsy manin e!! za le olona dizina sady refa mamo de mikasy tanana vevavy reny tena tsy tantiko mitsy!!
zany akory tsy midika we tia lelà mpanadizina sy mamo lava za fa refa tratran tsy azo anoharana ve tsy hoekena ihany izy!!:°)
13. RockyMaivia ( 20/06/2005 09:12)
Dia inona izany no ho anay raha handà anay daholo ianareo??:(
14. ari.malala ( 20/06/2005 09:16)
fa Rocky nga misotro be? :) fa in ary nefa ny fahafinaretana hitanareo @ le mamo ê! tsy azoko?!
15. mandrindra ( 20/06/2005 09:28)
mamzelkely, dia raha safosafoiny izany inao dia tsy haniky satria hoe tsy tianao izy hikasitanana, fa ho kasihany amin'ny inona ary ? hmmm :D
16. mamzelkely ( 20/06/2005 09:45)
mandrindra< mazava kosa ke tiko tenenina am le we mikasi-tanana e!! MAMONO no tiko tenenina misy mantsy lelà refa mamo de agressif voire brutal mitsy ary!! de zay le tsy tiko!!!
fa na izany aza za tsy tia manoroka lelà maimbo tôka an!!!!:°)
17. mandrindra ( 20/06/2005 09:50)
Ilay mamono aloha marina fa tsy milay. Fa misy ihany koa anefa ny vehivavy mpakafy an'ilay brutalité iny indraindray.
Ka ny vavany ihany anie no maimbo toaka, mety tsy mila mifanoroka anie e.
18. mandrindra ( 20/06/2005 09:51)
fa tonga dia mifampitodidamosina, sao indray misy mieritreritra zavatra hafa eo.
19. mamzelkely ( 20/06/2005 10:06)
mandrindra< marina toka zany!!! tsy mila mifanoroka marina!!!:lol:
za alo zany de tsy anisany le vevavy tia brutalité e!!:°)
20. nadyh ( 20/06/2005 11:25)
:lol::lol::cry::cry::evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3066