katry lava na koa hoe dizina

61. poupounesana ( 02/07/2005 09:47)
resaka vao henoko omaly, ary bandy no nilaza azy, tsy hoe hampivoana ny resaka tsy akory :
manimba ny fifankatiavan'ny mpivady sy ny tokantrano ny toaka, satria nahoana ary hoy ianareo! eo ihany ny hoe tsy hita foana fa miarak@ namana fa ny loza d tsy mahavita adidy @ vadiny intsony izy. ary tsy hoe tsy izy no tsy te hahavita fa ny vatany no tsy mamaly intsony! koa mba fepero ihany leretsy eh! raha tianareo hijanona ho fidèle ny vadinareo!

mba miangavy mafy aho, aza atao mivoana ity resaka ity ah!
62. fijo ( 04/07/2005 22:44)
poupou an ,ny dokotera aza aty milaza fa ny fisotroana kely mampitombo ny faharisiana ko ndry koa.
izany kosa ngamba le misotro mamo be efa tsy mahazaka tena ireny kle
63. mandrindra ( 05/07/2005 12:36)
rehefa dizina ve le bandy ka tsy mahavita adidy dia diso. Ary ny sipa rehefa tsy mety hanome izany ahoana, sady manampy hoe ianao ko tsy mieritreritra afa tsy io. fa angaha izay tian'ny sipa foana no atao e.
Ankoatr'izay le hoe misotro anie afaka miaraka mitizy ao antrano e.
64. fijo ( 05/07/2005 23:12)
izay koa letsy e.azo hiarahana koa io e
65. IDEALY ( 06/07/2005 14:23)
zà alou tsy mahalala fa ny hitako de maimbo be ny olona mamo ka maharikoriko
raha vadinao ao an-trano izy ato ahoana moa fa angamba atao izay hatoriany de samy matory avy eo ny mpianakavy
raha tsy mety matory izy fa migafy de maka chambre hafa tsy hitany fa miafina farany izy ve tsy hatory
asa anefa
66. fijo ( 06/07/2005 21:53)
tsy maimbo wa fa mamofona.aza hafangaro ireo.samy fofona ny ranomanitra sy ny diky fa ny iray maimbo ny iray manitra
67. ari.malala ( 07/07/2005 06:46)
fijo, de manitra v ny toaka aminao? ko raha manitra nahoana no mankaloiloy ana nefany?

68. mandrindra ( 07/07/2005 10:55)
ari.malala, manitra ny toaka ka, jereo anie ireo spécialiste e, rehefa manadrana divay dia ny fofony no alaina voalohany, rehefa manokatra whisky dia maka fofony kely aloha izay vao misotro. Noho izany manana fofona tsara ny alikola. Fa sao dia kosa ary ilay ol mihitsy nomaimbo vava e !!:D
69. ari.malala ( 07/07/2005 10:59)
an an an ka tsy we zany fa tena za mitsy zany notsy mahazaka satria na de vao avy sokafana le tavoahangy de tsy zakako le fofona! ny ahy wa divay ampangotrahina de asina siramamy no mba fisotroko fa za tsay ampy tension!
70. coolman ( 07/07/2005 13:39)
rehefa samy tsy tia mamo sy dizna zany nareo de inn:?:
tsy aleo maimbo vava toy izay mihinana paraky,vao mitsoda de ao zany=))aleo ihany mpifoka sy pigoka klé=)):@
71. coolman ( 07/07/2005 13:41)
rehefa samy tsy tia mamo sy dizna zany nareo de inn:?:
tsy aleo maimbo vava toy izay mihinana paraky,vao mitsoda de ao zany=))aleo ihany mpifoka sy pigoka klé=)):@
72. mandrindra ( 07/07/2005 13:51)
ari.malala, fa angaha rehefa hafanaina ny divay dia miova ny fofony. Ary avia ampikariko ny tension-nao raha tsy ampy e :D
73. coolman ( 07/07/2005 13:56)
rehefa samy tsy tia mamo sy dizna zany nareo de inn:?:
tsy aleo maimbo vava toy izay mihinana paraky,vao mitsoda de ao zany=))aleo ihany mpifoka sy pigoka klé=)):@
74. coolman ( 07/07/2005 13:59)
rehefa samy tsy tia mamo sy dizna zany nareo de inn:?:
tsy aleo maimbo vava toy izay mihinana paraky,vao mitsoda de ao zany=))aleo ihany mpifoka sy pigoka klé=)):@
75. coolman ( 07/07/2005 14:00)
rehefa samy tsy tia mamo sy dizna zany nareo de inn:?:
tsy aleo maimbo vava toy izay mihinana paraky,vao mitsoda de ao zany=))aleo ihany mpifoka sy pigoka klé=)):@
76. ari.malala ( 08/07/2005 08:44)
coolman, in-1 alefa de hitan'ny b sy ny maro r'ise fa tsy ilaina averina i-mbdb â! de zao, makà enao ol maimbo vava de mitsodà aminazy refa zay no tinao de mahazoa aina!

mandrindra> tsy maheno fofona tsony kosa klo za @ le divay ê! de asina siramamy avy eo an! :) fa in no hampiakaranao ny tension ako alo ê! za mako leo heptamil!
77. mandrindra ( 08/07/2005 08:48)
ari.malala, mihinan'ny anamamy dia mampiakatra tension
78. ari.malala ( 08/07/2005 08:52)
efa mpanao anio fa ehe! leo ê! :)
79. fijo ( 12/07/2005 21:53)
ari malal an tsy maimbo ny toaka ka.manan fofona manaitra izay izy,ary tsara tokoa io,satria manala sery.ary azondry asiana voasary koa anie hanatsara azy e
80. ari.malala ( 14/07/2005 06:20)
fijo, tsy zakako aky ny fofony â! manana ny hanitra ho azy tokoa ary marina ny anao we asiana voasarymakirana hanalana sery fa ... aoka izao aloha ê! :) misotroa ianao raha hisotro fatandremo fts tsy ho dizina b tsy mahzaka tena fa za koa tsy mahzaka anao an! ;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2634