katry lava na koa hoe dizina

41. dadabe ( 23/06/2005 15:44)
donk = jus de risk :lol::@
42. fijo ( 23/06/2005 20:33)
dikan'izany dia milay sy tsy azo sarahana amintsika izy io.
43. keviin ( 24/06/2005 07:03)
fijo marina ny anao:-D
mandrindra rahovina no ifandom-bera zany:lol:
ravato sady zah koa aloha tsy hiala amin'azy zany kle hihihi:-D
44. mandrindra ( 24/06/2005 08:17)
kevin, tonga dia tairo e, tchin tchin, samia mandraindray eny e
45. ari.malala ( 24/06/2005 09:39)
dadabe:

arimalala :wink:de tsy tin'i toi ve zah zany satria zah tena mirevy beks be kle :cry:



euh... tena tsy haiko! fa manin no tonga de za no ipetrahan'le fanontaniana? (zafady fa fanontaniana mivaly fanontaniana an!) fa valiako ihany alo, efa voalazako ao ambonimbony ao fa raha misotro ka mahalala onony de tsy mampaninona ahy, nefa koa tsy isan'nadro fa za tsy mahazaka fofon-toaka (indrindra koa raha sanatria ka mifoka sigara le lhl.... aleo hilamina kle!
46. mandrindra ( 24/06/2005 14:22)
ary hono hoy aho, ny sipa angaha tsy mba misotro mihitsy ?
47. ari.malala ( 27/06/2005 13:00)
mandrindra> za manokana tsy misotro ary tsy mahazaka ny fofony akory fa maloiloy b te handoa raha vao maheno fofona! :?:?
48. tolotra ( 29/06/2005 20:05)
sao d ataon lah woe mamolava less aho a!
tsia less fa mba misotrosotro less aho a!
49. fijo ( 29/06/2005 20:24)
ari malala hilaina ny misotro kely indraindray fa andramo ihany .
50. ari.malala ( 30/06/2005 06:02)
fijo> tsia, tsia tsia tsia tsia tsia hatr@farany!
51. mandrindra ( 30/06/2005 08:54)
efa nanadrana ve aloha i ari.malala izay vao nanda?
52. ari.malala ( 30/06/2005 09:46)
hanandrana inona ko ny fofony aza wa mankandoa sy mankarary andoha ahy! na ny fofony aza anie tsy zakako ê! :)

53. mamzelkely ( 30/06/2005 12:40)
tena marina alo fa ny alcool ilaina am fahasalamana e!! fa refa trop izy de mahafaty anie!! za alo misotro refa misy e!!!:°)fa tsy betsaka an!! sô de misy hirevy miaraka amiko!!!:roll::-D:-D=)):-$
54. ari.malala ( 30/06/2005 13:26)
za r'ikala tsy mahzaka na ny fofony aza nefa za naika hiteny we ndao, sa ny ana jus de fruits tsy kwa? ;)

55. mandrindra ( 30/06/2005 14:26)
dia amppiakaro ny vera ry mamzelkely a
dia na fofona divay, na binouzy, na rhum ve dia tsy misy zakan'i ari.malala mihitsy. Raha izay fotsiny no olana dia manandrama vodka orange fa ny vodka tsy dia mamofona no sady avy eo matin'ny loranjy.
56. mamzelkely ( 30/06/2005 14:41)
eo ary ry mandrindra an!! milay e!!! vodka orange zany ny an ari.malala sady ts ymanome guele de bois io refa maraina an!!! hihihi
57. mandrindra ( 30/06/2005 14:53)
ary ny antsika inona ??
58. fijo ( 30/06/2005 21:07)
ari malalako o;punch andramana fa io sady tsara no tsy mamofona.ary raha fofona no olana tsy koi,fa sotroiko dia ataoko ao ambavan dry avy eo.avy dia atelina fa tsy heno ny fofony.vahaolana io an.
59. mandrindra ( 01/07/2005 09:18)
iny indray fijo fa mizara rano mahavelona
60. ari.malala ( 01/07/2005 10:52)
fijo> aleo hilamina de aleo hisesy na dia be fitiavana ahy aza ianao de tsy dac @ le hisotro za ka! tena aleo ny ahy divay ampangotrahina de asina siramamy ihany fa io no mba fanafodiko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1716