katry lava na koa hoe dizina

21. tianah1 ( 20/06/2005 12:11)
Tolotra a!anga enao lasa mpirevy be e.Zay ndray no tsy itako lesy e.
22. keviin ( 20/06/2005 13:10)
fa le katry lava ty ve aloha le mamo isan'andro sa oe le olona mamo tsindray ndray eh:?::twisted:
23. yonikafopl ( 20/06/2005 15:00)
rehefa mimamo de mimamo ry keviin aaaa, na isanandro na isankerinandro:wink:
24. mandrindra ( 20/06/2005 15:42)
yonikafopl, inona izany hoe mimamo, mamo tapany ve, dia ohatry ny ahoana no hanasarahana azy amin'ny quartmamo na mamo plein?
25. tolotra ( 20/06/2005 15:48)
indraindray alou zah d zany tokoa
tsy sarokenatra akory aho ry vahoaka
fa ny revy no manjary tsy mivôka
ilaina ny midizina @zay milay b ny resaka,rehefa ilay mamomamo iny miady tsara ny kôzy zaka tsara ny sipa,sady ny sipa kou angeh mora tara @bandy katrikatry e!
26. dadabe ( 20/06/2005 16:41)
ka misy anie ny kofy sasany ilainy eo @ fahasalamany le misotro kely e,sady izy tsy mikorontana .zah mahalala mpivady zay any dago ,de zarandRamatoa ny vadiny katry satria rehefa katry lery de manome vola andramatoa foana,fa rehefa tsy katry lery de manao kaonty be manadala hihih:-@:-@
27. fijo ( 20/06/2005 23:28)
aza afangaro aloha ny mpisotro sy ny mamolava.raha mpisotro tsy olana amiko fa le katry lava koasa tsy voako le.
ary ny fofontoaka tsy maimbo toaka fa manitra toaka na mamofona toaka.
28. ari.malala ( 21/06/2005 06:44)
raha misotro ka @ antonony (mahalala onony ohatra oe 2 verres no zaka de zay) tsy mampaninona ahy, fa raha ohatra kosa v ka efa mahita double mbola misotro ihany sady mbola mizesta ihany oe tsy mamo sady mbola mamono koa fanampin'zay... aleo tsy misy kle!

Ilay fofon-toaka mintsy Fijo no tsy zaka â! :) srtout ampiarahina @ sigara, gaigaigay.... mampandoa kle! ... :? :?
29. keviin ( 21/06/2005 07:16)
ka zah zao isakin'ny faran'ny erinandro mba misotro rehefa reraky ny asa iny sy ny erinandro de hoe mpimamo ve ? sady misy koa anie ny lhl sasany rehefa mamo izy no tena gentil nohon'ny normal eh :-D
30. keviin ( 21/06/2005 07:18)
ka zah zao isakin'ny faran'ny erinandro mba misotro rehefa reraky ny asa iny sy ny erinandro de hoe mpimamo ve ? sady misy koa anie ny lhl sasany rehefa mamo izy no tena gentil nohon'ny normal eh :-D
31. ari.malala ( 21/06/2005 11:39)
raha za no ipetrahan'le fanontaniana de efa voalazako oe raha mahalala onony de tsy mpimamo izay fa raha isak'izay hita iny fa varimmbariny lava sy ahenoam-pofona lava kosa tsy lasa kle!
32. mandrindra ( 21/06/2005 13:47)
ahodina kely indray ny resaka, inona aloha ny antsoin'ny be sy ny maro hoe toaka?
ny labiera izao misy miantso hoe boisson hygiénique
ny divay : boisson gastronomique
33. deghany ( 21/06/2005 15:15)
ary raha tapany isan'andro v de mpimamo le? zany we tsy ankina le bandy @io an!!
34. fijo ( 21/06/2005 21:04)
ari malala marina izay.
kevin ok ry akama ,ilaina io kle.
inona ny toaka?izay misy alikola dia izy aby ka.
fa tsy ratsy io,raha toa ka tsy atao be
35. keviin ( 22/06/2005 09:25)
deghany tapaka litatra ve sa tapaka bota kle:-D
ari.malala marina zany kle sady tsy efa trop kosa ve raha de isan'andro no mamo eh
fijo:lol:
36. ravatorano ( 22/06/2005 10:30)
za aloha ry namana isany d ao anatin ilay hoe mpisotro fa tsy mpimamolava izany hoe tout lézour oka kosa kle fa raha sendra tafaraka amin ny namana manao fety sy lanonana iny d tenba oa tsara kah sady tsisy kotaba kah , ny revy mandeha ny pi mande ny kaly mandeha b ihany kouh !
efa betsaka aminareo mandray anjara eto mahalala izany kah ka tsiazo afenina fa zava tra tiana hihihi
raha sendra ny kofa mamolava ka tena tianao b d lefera fa izay no mba reviny hihihihihihi
aza tratrany kambony eh
37. dadabe ( 22/06/2005 13:13)
zah kllou tsy mahavoa alikaola le matanjaka be reny e,fa raha beks kousa klou zah mba mambra ihany e sady aty aminay 2 rmb ny beks 1 kle hihihih dizina /jour fa ny sport kou tsy maintsy atao kle
arimalala :wink:de tsy tin'i toi ve zah zany satria zah tena mirevy beks be kle :cry:
38. fijo ( 22/06/2005 20:39)
kevin sy ravato,sady io anie amin'ny faran'ny herinandro iny tena mamerimberina aina e.
ny ahy aloha na gasy lahy na beksa na rhum fotsy dia tiako aby e.fa le katry lava kosa tsy tiako.
39. mandrindra ( 23/06/2005 09:31)
ilay mifandombera anie mapiray e. Andramo anie manasa olona tsy mifankalala mihitsy dia rano sy jus fotsiny aroso, dia asao ihany ireo olona ireo dia asio alikola kely fa miakatra ny ambiance ary lasa mitombo ny fihaonana sy ny fiarahana .
40. tolotra ( 23/06/2005 14:49)
fa mampiresaka hono ny traina
nefa ilaina kou ampisokatra ny saina
ireo sarokenatra manjary sahsah
d miboredika miteny vazah

fa zah mijoro eto
d tsoriko amin ty fa tsy nanoratra teto aho ra tsy nisy pi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.394