Liban

1. havanan ( 14/06/2005 09:54)
Manao ahoana daholo!
Efa ela aho no tsy nandre izay tena zava-misy any Liban, ary efa ela ihany koa no tsy hitako ntsony ilay olona mba mpampita hafatra avy any. Koa raha mbola mba any ihany ianao iny dia mba valio , fa te-handre vaovao ny aty Madagascar.
Misaotra betsaka, veloma.
répondu par akamatiana le 19/07/2005 03:34
2. dadabe ( 14/06/2005 10:31)
fa ianao klou lahy sa vavy le??:-w:-w:-w

de iza le tadavin;'i toi hampita vaovao ao liban?:@:@:@
3. kally ( 14/06/2005 12:20)
ry dadabe koa tsy maharaka film.Nisy an'izay Isrine izay teto nipetraka tany Liban,dia nifampitapita vaovao teto ka izay no tiany ho fantatra.
4. yonikafopl ( 14/06/2005 15:59)
dadabe :-*:-*:-* aza mikoropaka lah eee

5. Veloo ( 14/06/2005 18:46)
Za tsy any Liban oooo:wink:
6. sasa ( 15/06/2005 04:54)
bebe lazaiko de njy aza no tadiavin'io olona io d gaga be za klé, kay tsy ndry
7. iartistika ( 15/06/2005 06:55)
:roll:
8. fijo ( 15/06/2005 21:39)
kally isrine anie mbola eto e.fa efa manambady izy izao ry sakaiza
9. dadabe ( 16/06/2005 03:42)
voa zany kle :{
10. fijo ( 16/06/2005 04:30)
ie efa nazava ny azy ny resaka ka
11. kally ( 16/06/2005 19:54)
Fijo> Dia nankaiza hono sa lasa nitondra ny anaran-dramose ka hafa indray no hahafantarana azy eto @ serasera?Ary ianao izany mahara-baovao an!
12. fijo ( 16/06/2005 21:10)
kallyyyy ka izy anie mbola niverina eto e.ary mbola isrine ihany no ampiasainy.fa nilaza izy fa efa manambady silamo ary nivadika silamo
13. ravatorano ( 17/06/2005 08:23)
marina voalzan i fijo io fa efa niteny zany teto tokoa izy i isrine io.Fa misy namana atao hoe malalava izay koa any Liban any fa izy toamilamina tsara any kah
14. kally ( 17/06/2005 21:48)
Ary tara indray aho! dia miandry an'Isrine izany e! Dia alefaho (ataovy malefaka) hatrany ny fihetsika Isrine a!
15. yonikafopl ( 19/06/2005 18:26)
kally hihihih =))
ravatorano i malalava njay akamako ka, hihihi :)

fa le isrine an, tena tsy azoko veroka we iza kelee, misy sipa zay klou manambady arabo fa de mety ho izy ve???
16. sasa ( 20/06/2005 10:48)
:-w:-w
17. yonikafopl ( 20/06/2005 15:08)
:-w:-w:-w
18. dadabe ( 21/06/2005 06:16)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 20-06-2005 12:48:10
Lohateny : Re : Liban

inn njay no maha lasa saina an'i pela le? :wink: oay zama manko e :D
19. fijo ( 21/06/2005 20:53)
yonika isrine misy sariny ato fa jereo.
ravato malalava milay ka.akama tsara iny
20. yonikafopl ( 21/06/2005 23:35)
fijo hummmm:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3382