Liban

41. akamatiana ( 29/06/2005 07:25)
fijo hihii misy lavalava kousany eh:wink:
42. fijo ( 29/06/2005 20:11)
izany ve
43. akamatiana ( 29/06/2005 20:19)
mety
44. akamatiana ( 29/06/2005 20:23)
mety
45. fijo ( 30/06/2005 20:36)
ahan
46. akamatiana ( 01/07/2005 05:51)
eh yeah:wink:
47. dadabe ( 03/07/2005 11:20)
fa ngah tsy manao solomaso ??:*
48. fijo ( 04/07/2005 22:12)
sao diso adresy ary izany kle
49. akamatiana ( 05/07/2005 14:20)
dadabe tato mahalasa saina kle tsy ao mitsy:-w:-w
50. sasa ( 06/07/2005 12:46)
:-D:-D:-D:-D
51. fijo ( 06/07/2005 20:27)
ka tsy eo bebe ko.
52. akamatiana ( 06/07/2005 20:52)
bebe tsy eo v no mahalasa saina kle, mdrr:roll:
53. fijo ( 06/07/2005 21:41)
possibla an.mifankatia anie ireo e
54. sasa ( 07/07/2005 04:59)
:roll::roll:
55. havanan ( 07/07/2005 09:38)
Zay indray za vao afaka nandalo, fa hono hoa e: f'angaha tsy afaka ny hiresaka à olona eto raha tsy milaza na vavy na lahy. Vehivavy aho raha ziay no tian'i dadabe ho fantatra. Sa ve raha toa ka lehilahy aho dia tsy afaka miresaka @ vehivavy eto. Sa sao dia mba vadinareo ilay olona notadiaviko ka nanahirana ny sainareo, hoe sao dia mety ho ahodiko.
hafahafa ny toetsain'ny sasany eto. Ary maninona koa raha tsy manao resabe momba io olona io ianareo, sa efa hoatr'izany ny eto. Mahavariana, tsy mpaketo matetika ny tena ka izay no antony e.
Misaotra anareo, fa ilay olona koa efa namaly ahy.
56. sasa ( 07/07/2005 10:38)
bon vita kabary, point final, tapitra
57. akamatiana ( 07/07/2005 11:46)
The End^:^
58. sasa ( 07/07/2005 13:54)
fin
59. fijo ( 09/07/2005 23:28)
vita kabary ,vita servisy,any antsirabe be ranovisy.
60. dadabe ( 10/07/2005 12:36)
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 03-07-2005 13:20:45
Lohateny : Re : Liban
fa ngah tsy manao solomaso ??

oadray le zah koa aza mbo gaga kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5058