Liban
22. akamatiana
(
22/06/2005 09:16)
fijo ao ary tsisy momba azy akoury an , Isrine sa Nisrine???:roll:
25. yonikafopl
(
22/06/2005 22:31)
fijo kiii za mijery tsy mahita kleeeee, sa interdit ho anay aty Liban ny mahita le sariny kleeee, na ny mombamomba azy??:-w:-w:-w
26. fijo
(
22/06/2005 22:40)
mahagaga fa vao homaly no hita teo amin'ilay momba ny namana ny sariny.nraso fa jereko.
29. akamatiana
(
23/06/2005 06:27)
zoky ravatorano sy fijo an , tsy mahita wa zah kou:roll:
yonika so marina d tsika sy toi no tsy tafa kle ???:-w:-w ao antony ngamba kle
yonika so marina d tsika sy toi no tsy tafa kle ???:-w:-w ao antony ngamba kle
30. fijo
(
23/06/2005 20:21)
akamatiana ,efa nisy nanala tato le izy ka.ny nahagaga ahy dia vao tamin'ny talata no hitako tato le izy.tamin'ilay sary miseho ao amin'ny namana
31. yonikafopl
(
24/06/2005 06:15)
fijo fa tena be sary miseho eo an, fa rehefa jerena nefa de we tsy namana tsony, de maninn no aseho eo rehefa tsy namana tsony, fanontaniana ho an'i hery io.:-P
32. akamatiana
(
24/06/2005 08:38)
fijo kozy ve???tsss , ary tadidin'lah ve aona bikany sy poziny , hhihh eo mbo lazao aminavinako we iza??:roll:
34. dadabe
(
25/06/2005 04:17)
zah kou tsy kopy 8-)
akamatiana sy yonikafopl fa nareo mitsam angaha mipetraka any lebanon le????:-w:-wde mahalala an'izay olona zay ve nareo??:-wo^o
akamatiana sy yonikafopl fa nareo mitsam angaha mipetraka any lebanon le????:-w:-wde mahalala an'izay olona zay ve nareo??:-wo^o
39. fijo
(
28/06/2005 22:52)
akamatiana.fohifohy izy,ary fotsifotsy izay.
maninona marina no mbola miseho eo raha tsy ato intsony kle
maninona marina no mbola miseho eo raha tsy ato intsony kle