@ alina mangina

1. rpk ( 17/05/2005 11:33)
Hoy ireto mpivady ireto raha niady hevitra momba ity fiainana sady sarotra no lanja-miakatra ity t@ alina mangina iny:
- tena lalina izy ity ramatoa...
- tena mafy izy ity rangahy...
:-D
répondu par sasa le 01/06/2005 05:13
2. ari.malala ( 17/05/2005 11:36)
nga mafy?! henjana ko! :-D

3. mamzelkely ( 17/05/2005 12:21)
4. welie ( 17/05/2005 13:21)
kay ari.malala... hihihihi.....
Lé eritreretiko lou ve ny eritreretinareo e??? :-P :^)
5. pika ( 17/05/2005 13:32)
zany tokoa ny fiainana:roll:
6. sasa ( 17/05/2005 14:05)
hi hi hi ari-malala mahay njy, le rangahy angamba mety nihinana ramanenjana dia izay no nitenan'ilay ramatoa hoe henjana
le eritreritrareo no eritreritro aloha e
7. sonwin ( 17/05/2005 14:10)
henjana nefa souple
8. iartistika ( 17/05/2005 15:57)
lalina mandifotra,njainjay!!
9. Mifenty ( 17/05/2005 16:01)


taitra tampoka de nitolefika aby kou nga tsy loza kle

10. gasy100isan100 ( 17/05/2005 19:49)
sao de le viagra teo ary no tena naha henjana azy ty rangahy!!! hihihi:twisted:
11. iartistika ( 17/05/2005 20:12)
12. mishou ( 17/05/2005 22:28)
hi hi hi hi =))=))=))=))=))
kalibra be kosa angamba no nandalo taloha tao koa de izay no nahalalina azy de ny an-drangahy indray nitohana ela loatra fa be asa angamba koa =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
ndry mety ho milay ihany izany alin'izy mitsamy izany an
13. sasa ( 18/05/2005 04:50)
mishou njy tato ho ato mihomehy be foana an, fa dia momen-dramifenty in azany njy io klé=))
sonwin enjana nefa souple ve he he he
14. ari.malala ( 18/05/2005 05:19)
hafa ko zany eriteritr'i mishou zany an! :-D

15. mishou ( 18/05/2005 13:24)
sasa>ka misy mampime be mihitsy le izy koa
nomen'ny mifenty fitiavana be lesy de miadana am-panambadiana de mimeme be mihitsy an hi hihi
ari.malala> fa angah tsy izany le izy klé:-D:-D:-D:-D:-D
16. ari.malala ( 18/05/2005 13:49)
mishou> asa re! :-D

17. myangaly ( 18/05/2005 14:42)
:oops:
18. myangaly ( 18/05/2005 14:46)
:oops:
19. sonwin ( 18/05/2005 14:47)
ary myangaly ny iray amin'ireo mpivady noresahina tery ambony ireo fa jereo ity izy menatra be
20. myangaly ( 18/05/2005 14:49)
:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.04