@ alina mangina
42. mishou
(
26/05/2005 12:37)
mamzelkely> mitady vady angah njy
ny zanakay sy mifenty efa kely sisa de hikaoty sipa @ izay sao de mba intéressée njy:lol:
fa na izany aza aleo aloha lery resahinay roa rahariva de ho hita eo ihany fa aza tonga de manantena be loatra an, sao de efa nahita izy an:-P

49. ari.malala
(
30/05/2005 14:49)
félicitation bebe sy dadabe ê! de aza ampidirina @ resakareo tsony re za r'i bb fa tena vizana be za an!