@ alina mangina
23. dadabe
(
18/05/2005 17:06)
oadray marina vao 1 andro tsy teto dia efa kii:@
sady lasa resaka veta be le tsssss zah efa nibebaka zalahy a
efa tsy manota fa manamaina sisa :@:@
sady lasa resaka veta be le tsssss zah efa nibebaka zalahy a
efa tsy manota fa manamaina sisa :@:@
24. sasa
(
19/05/2005 04:35)
mishou, hay tsara izany rehefa fitiavana no mampmé anjy kan
dadabe nibebaka hono ?????
dadabe nibebaka hono ?????
25. ari.malala
(
19/05/2005 12:17)
dadabe! efa tenenina fôna @ io manetroka manamaina io! ahantona anie ianao ny farany fa ataovy ihany ê!
26. yonikafopl
(
19/05/2005 19:19)
za aky ry ari malala de aleoko tsy miteny tsony fa tsy asiany dikany mihintsy a:(, ny miala no fahendrena sao hanahirana ny hiafarany kle:cry:
fa le izy nge na mihenjana mety mbola hihamalemy ihany fa ngamba de ho loza ny ahazo raha enjana eo fona kle
fa le izy nge na mihenjana mety mbola hihamalemy ihany fa ngamba de ho loza ny ahazo raha enjana eo fona kle
27. mishou
(
19/05/2005 20:48)
yonika> nareo sy bedada tena voalohany @ fiadiana lava ato @ namana sy @ tsy fanajana vady.
Mba hendry wa fa efa mba nahazo taona :lol:
Mba hendry wa fa efa mba nahazo taona :lol:
28. yonikafopl
(
20/05/2005 03:13)
mishou fa misy fahamarinany ihany ilay teny we, raha tsy miady tsy mifankatia an:wink:
sa tsy izany c lyyy:-*(l)
sa tsy izany c lyyy:-*(l)
29. mamzelkely
(
20/05/2005 07:14)
mifankatiava ry reto fa sarotra anie ny mahita vady e!!! tano ny azo ry dadabe fa sarotra ny mila!!!:-D:-D:wink:
30. ari.malala
(
20/05/2005 14:33)
:-D ka i bebe ihany kosa no mitady hanao divorsa eo ko! de kivy dadabe nefa na izany aza disoiko i dadabe @ le manetroka kle!
37. yonikafopl
(
24/05/2005 19:25)
ari malala efa tsy hiady tsony zahay zao ka, jereo tsara nge e:-P
dadabe :-*
dadabe :-*
