mitady olona avy any Nossy be

1. rurik ( 10/04/2005 18:22)
asa raha mety fa nahita ireo namana mitady olona ireo aho dia manararaotra.Raha misy dia aza misalasala e.
répondu par fijo le 25/08/2005 04:37
2. dadabe ( 11/04/2005 03:40)
nossy be le miala kely ny paraky tsy lefy etsy andrefan'ambohijanahary ve izany le ???
3. rurik ( 11/04/2005 07:39)
Nossy Be hell ville Diego.sady nosy be lazainao tsy any amin'ny paraky fa @lalana makany Anosizato sa tsy izany ?ianao angaha avy any?
4. dadabe ( 11/04/2005 08:25)
non zah tsy avy any fa mba efa nandalo tany hihihi
5. rurik ( 11/04/2005 08:50)
dia misaotra betsaka ary e! :D :D :D
6. tantely_mg ( 11/04/2005 14:10)
zaho avy nipetraka tany andavakotona sy camp vert, izy koa misy ilanao fanampiana lazao fa samy olo avy agny tsika jiaby
7. pitchou ( 11/04/2005 17:41)
akory alinareo! ino ko moa jijinareo tandavakotoko tao iny zalahy?
8. rurik ( 12/04/2005 07:03)
tantely-mg non mba te hifampiresaka fotsiny ka izaho mantsy nipetraka tao senganinga sy ambodisakoana.ka te hiresaka e mahatsiarotsiaro ny tany e.
9. rurik ( 12/04/2005 07:05)
Pitchou NIhinana tsoha faona ka.ary anaro angaha tsy handeha madirokely e?
10. mishou ( 12/04/2005 09:41)
za akia avy any nosy be diego raha mila an'ah njy an
hiaraka hanao plongée amiko ngah njy sa inn no programa masaka any :p
11. rurik ( 12/04/2005 10:00)
Dry indray io a lazaiko @olona eto a.hataovy eo ary!tsy aleo ve aky makany Andilana a any mba lavitra kokoa dia mandeha tongatra avy eo mody sa ahoana hoy indry? :-*
12. mishou ( 12/04/2005 12:29)
rurik> =)) =)) =)) =)) =((
13. pitchou ( 12/04/2005 13:42)
programa be ko ny an'i rurik izany! andilana ziska la pointe?????
14. rurik ( 13/04/2005 08:49)
pitschou ka aiza ary no tianao e?sa hataontsika Jamanjary mba akaiky kaiky? mishou inona ary ty ahalanaka anao ity?
15. mishou ( 15/04/2005 11:21)
rurik> sasa-minadry an'le départ pour andilana jusqu'à nosy be ange za e
inn avy aloha no entina e
mi battre sa stop
:} :} :} :} :°) :°) :°)
16. dadabe ( 15/04/2005 13:13)
mishou>andraso eo amin'ny aeroport ary zah e :wink:
17. rurik ( 17/04/2005 20:18)
dadabe hiaraka aminay sy mishou ve ianao?hi hi hi hi dia any faseny izany no andrasana?hmmmm mishou angaha no hitsena anao any ko dia mibatre la point jiska faseny :-D :-D :-D
18. pitchou ( 18/04/2005 17:47)
misy diso lalana izany kle
19. iartistika ( 18/04/2005 18:03)
very zany ko in!!!
20. rurik ( 18/04/2005 21:49)
pitchou diso lalana ahoana e!sao dia ianao ary no diso lalana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2115