mitady olona avy any Nossy be
45. pitchou
(
30/04/2005 04:29)
fijo> misy le ara-dalana tsy mandoro lela ka! le mandoro lela iny tsy azo amidy na omena ny rehetra!
rurik> avy any ambatozavavay ve no hazakazaka hananika ny maopasô ko tsy efa lasa nody le masoandro vao tonga?
rurik> avy any ambatozavavay ve no hazakazaka hananika ny maopasô ko tsy efa lasa nody le masoandro vao tonga?
47. rurik
(
04/05/2005 06:44)
nosy komba oh mifanatsimo sy avaratra izany e! non makany ambatozavavy aloha dia @manaraka makany monpaso @izay mahita masoandro mody e.
49. fijo
(
05/05/2005 21:54)
nosy komba ery ampita ry dadabe an.
pitchou ka ny ahy le mahery be no nandramako tany fa naika maty aho wa
pitchou ka ny ahy le mahery be no nandramako tany fa naika maty aho wa
51. rurik
(
09/05/2005 07:49)
pitchou an sao dia ny kankana no maty fa tsy ny mikroba .fijo ilay dzamanjary izany no nandramanao?
53. fijo
(
09/05/2005 22:10)
ie dzama 90° sy 102° no hitanay tany dia samy nandramako fa kay tena mahery ka.raha azon'io i mbilokely izay mety ho sitrana tsara
56. fijo
(
10/05/2005 20:37)
marina tokoa fa vao ao ambava ilay izy dia lasa entona,ary nitondrako ry zalahy tena mpamely tao tana fa nigrasy daholo koa.heritrereto fa bandy 12 izahay tsy nahalany tapaka bota iray.nefa efa nasiana coca 3 niaraka taminy.
57. rurik
(
10/05/2005 20:58)
hoatran'ny hitako ilay manao ratsy tarehy mitelina azy =)) =)) =)) =)) ory reto an alaivo sary antsaina anie i fijo mitelina azy e =)) =)) =))