mitady olona avy any Nossy be
68. rurik
(
30/05/2005 20:57)
pitchou an tsy fantatrao ve jereo io hataonao eo ambony io tsy izaho no manao izao ry dadabe fa pitchou an hoatran\'izao jereo=))hataoko iray ihany sao hitan\'i dadabe eo lol
70. pitchou
(
31/05/2005 08:31)
ko iomehy irery eto aho v ko tsy iantsoan'ny olona polisy na ambilansy?:roll:
73. dadabe
(
01/06/2005 09:45)
fijo sy pitchou le hoe aza mihetsika @pozisioo de nampianarin'i rurik anah fa hoe raha vao misy mimemeh de tomga de atao tsy anketsika satria izy miorirana de zah kou miorirana de pan pan
77. fijo
(
23/06/2005 19:39)
pitchou mitandrema fa tona aty ny gangas an.sady avy dia tifitra avy ao aoriana