mitady olona avy any Nossy be
21. mishou
(
19/04/2005 16:36)
za aloha de mandeha fa ho any fa ho any fa rehfa any dago foana tsy olana io, saingy tsy maintsy hiafara @ stop na botry na vedette aloha vao tonga any nosy be fa tsy misy mi-battre eo raha tsy we angaha haka baleine any sainte marie aloha fa mbola @ volana aoput izay.
:^) :^) :^) :^)
:^) :^) :^) :^)
22. pitchou
(
19/04/2005 17:49)
rurik> samihafa ny lalan'i faseny sy andilana! sa nenareo pilazy hafa no aleha?
23. rurik
(
19/04/2005 19:01)
pitchou a tsy plazy hafa no aleha fa i dadabe miteny @mishou hoe andrasana any @aeroport hono izy e!.
26. pitchou
(
20/04/2005 17:59)
rurik> ha zalah! sà fé zegny mishou handeha ziska faseny any bakeo mipody koavao mande andilana? perte e! sitrany manohy fô ziska bemanondrobe na navetsy any
27. mishou
(
20/04/2005 18:52)
:-D :-D :-D :-D
rurik an, hita ve ilay olona sa tsy mbola hita e, sa atao annonce du coeur fa tsy mamely ny antson'ny fo e
hi hi hi hi =)) =)) =)) =)) =))
rurik an, hita ve ilay olona sa tsy mbola hita e, sa atao annonce du coeur fa tsy mamely ny antson'ny fo e
hi hi hi hi =)) =)) =)) =)) =))
29. rurik
(
21/04/2005 19:34)
pitchou ! a ko maninona raha makany Ambatozavavy na makany Amporaha dia avy eo mijery masoandro mody any mon pasau e!
31. rurik
(
25/04/2005 09:08)
gasmilay tsy hainao angaha amporaha .eo Andilana no maka lakana makany e!andraso fa ho entiko ianao rehefa mande aho ;
37. rurik
(
27/04/2005 14:12)
fijo a efa nisotro djama angaha no mahay hoe mahery? dadabe ka sao hanahirana anay ange e izahay mantsy kelikely aina ihany ka raha hibaby anao koa toa entana ihany an
40. fijo
(
28/04/2005 21:37)
rurik ie efa nisotro ny djama avy any aho fa tena loza be fa mandoro lela