banale, diront les autres...mais exceptionnelle quand même!.

1. niainaharison ( 10/04/2005 14:28)
oui, c\'est une histoire qui peut être banale...mais pour moi, c\'est exceptionnelle...enfin, c\'est pas l\'histoire qui est exceptionnelle, mais la personne avec ki je la partage, la vie...tout a commencé par une correspondance banale...ki s\'est transformée en Amour...j\'ai juste vu ses photos, et entendu sa voix...et pourtant, comment ai-je pu être tombé follement amoureux de cette personne?...j\'ai jamais été aussi amoureux de ma vie!...cette personne me donne l\'impression d\'être celle que j\'ai attendue depuis longtemps...fort longtemps!comment est-ce possible?...juste des photos...juste une voix...j\'ai l\'impression \"d\'avoir gangné ma place au Paradis, un ange est passé, je vais avec lui...\"! mbô efa nisy tratra izany vé ianareo??? moi même j\'y crois pas indraindray...mais il faut savoir suivre son instinct, et écouter son coeur...
Pour les personnes que j\'ai aimées avant, je vous ai aimées...mais c\'est vraiment le première fois que je me sens vraiment \"amoureux\"...decouvrir cké l\'\"Amour\" avec un A!j\'ai hate d\'etre à notre première rencontre \"tena izy\"...tout un programme!!j\'arrive Amour...l\'amour existe encore...
2. pitchou ( 10/04/2005 15:05)
kay le izy problemam-bazaha ko! zà saika hamaly
3. xxx ( 10/04/2005 16:39)
wow, toa misy itovizany amin'ny an'ahy zany fa ny zavatra nahasarika antsika tsy miovy. Pour ma part elle etait si belle, si attractante, tout ce que je peux appeler tombante. Tous les mecs parlent d'elle, moi je l'ai deja vue mais je ne l'ai pas aussi remarque que ce jour. Son regard etait revolver, et elle m'a eu comme la chanson l'en parle, je me trouve placer dans un monde ou rien n'existe qu'elle. Au mon Dieu, en voyant son corps, encore plus beau que ce des guitars basses. Si au moins je me disait je peux caresser ca, si au moins je peux le toucher, l'embrasser, ce serait le paradis. Elle portait une jupe qui n'etait pas aussi court que ca mais qui me parait transparent, j'avais l'envie de sortir mon camera et la filmer maismalheureusemnt je ne pouvais pas, c'est un peu honteux n'est ce pas.
Pour une fille pareille je peux vendre mon ame au diable pour l'avoir! Oups, j'ai un peu exagerer je pense. lol!
4. xxx ( 10/04/2005 17:07)
mahafinaritra dia mahafinaritra less izany, ny feo sy ny sary dia midika zavatra betsaka satria hotrany olona efa nihaona raha toa efa ela ela no niresahina na dia @ phone aza ,fa amiko indray naha ny miresaka @ ilay olona mivantana no fotoana hilazako ny fitiavakoa azy less fa tsy @ phone , hotrany tsy mety amiko izany amiko manokana ,fa raha bola tsy vonona le oul tsy afa manohatra fa miandry klou fa tsy maintsy tonga le fotoana @ farany e ...
5. sipagasy ( 10/04/2005 18:41)
mila mpandika teny ho anay madinika e! hihi, za & pitchou mitovy hihih :{ samy gaga
6. iartistika ( 10/04/2005 19:15)
sipagasy> telo zany tsika zao no mila mpandika teny :-D
7. poupounesana ( 11/04/2005 07:41)
mba avereno tantaraina @teny gasy hono ry niainaharison ah!
8. domoiina ( 11/04/2005 09:27)
romancier sa romancière i niainaharison?? tsara manoratra boky, :D , tous les bonheurs du monde à vous deux zany ko!!! et amusez vous bien pour la première rencontre!!!! :*
9. reallibee ( 11/04/2005 09:53)
Tsy banale zany zavatra zany fa tena misy, ny hafatro fotsiny raha mahita occaz dé tonga dé tsory ny marina fa aza misalasala (tsy mora aloa zany fa sarotra ny mandainga e...), fanatrao ve sao dé oe reciproque zany zavatra zany? tsy vao maika tsara raha zany. Mahereza e!
10. pitchou ( 11/04/2005 18:45)
tsy misy tranga gasy ve le izy fa d tranga vazaha fotsiny e! zahay koa mba te-hahafantatra raha misy izany @ gasy!
11. niainaharison ( 13/04/2005 21:52)
misaotra an'izay namaly é! ka tsy resaka vazaha anie ilay izy fa tena gasy é!...na dia hoé metisy...vazaha aza lé olona lazaiko io...raha ny tena marina dé samy efa tena niandry fotoana ahafahana manambara ny ao am-po zahay...ka raha vao "nibolisatra" ny vavan'ny ankiray tafateny hoé misy "faniriana" dé hay koa ny ankilany efa niandry fotsiny izany...fa ny tena mahalasa ny saina dé hay rehefa lasa ny resaka de tena maro ny toerana mety efa nifanenana taty antany lavitra taty, saingy tsy mbola nifankahalala tamin'izany...sy ny fotoana saika nifanenana...ohatra hoé nisy lanonana nandehanany, izay tena tokony nandehanako, nefa nisy sampona tampoka tamin'ny fotoana farany tsy nahafahana...ary ny tena mahagaga dé ny fanampinanarana mitovy!ny hany sisa manasaraka dé ny elanelan-tany mahatratra 12000 km!tsy olana akory ny fifanatonana, saingy ny tsy fahafahana mihetsika noho ny asa amandraharaha no sakana...ka voatery miandry ny fianalantsasatra...tena tsy ianao irery ry Domoina no nanambara izany zavatra izany tamiko!....veloma vetivety indray ary é!
12. pitchou ( 14/04/2005 18:24)
ka io ve zany le tranga gasy e! d mitovy @ le tranga vazaha noresahanao tery @ voalohany ve sa ahoana? :D tsy arako manko le resaka vazaha nataonao tery ko!
13. fijo ( 18/04/2005 22:32)
mahagaga fa hay olona mahay miteny gasy tsara izao dia maninona no manoratra amin'ny teny frantsay?henatra ve? asa fa mba fahagagana ny ahy iny.
fa raha ilay resaka aloha dia mino aho fa misy ny toa izany saingy tsy matetika no hita amin'ny fiainana.
14. pitchou ( 19/04/2005 18:31)
fijo> ka sarotra ny hitantara tranga vazaha @teny gasy toy ny fahasarotan'ny fitantarana tranga gasy @ teny vazaha! inona no mahadiso azy @zany? ny olana kely fotsiny d lasa mifangaro forum vazaha le forum gasy d very zahay
15. poupounesana ( 20/04/2005 14:34)
aza dia masiaka loatra kosa nareo dahy eh! mba amindrao fo izy eh! :wink:
16. klemntina ( 21/04/2005 06:11)
mahafinaritra izany tantaranao izany , nefa tandremo ihany fa mety ho déçu ihanao, betsaka mantsy ireo olona mamitaka ka mitandrema tsara, ne t'emballe pas trop.cool et zen bonne chance
17. klemntina ( 21/04/2005 06:13)
mahafinaritra izany tantaranao izany , nefa tandremo ihany fa mety ho déçu ihanao, betsaka mantsy ireo olona mamitaka ka mitandrema tsara, ne t'emballe pas trop.cool et zen bonne chance
18. fijo ( 21/04/2005 21:52)
izay ngaha ry pitchou,ka hangina aho.
poupou mamela ny helony ary e
19. poupounesana ( 25/04/2005 09:01)
fijo, :roll: :wink: mamela ny helokao aho eh :-D :-D :-D :-D sa tsy enao moa no tokony havela heloka
20. sonwin ( 25/04/2005 09:10)
ra za hitako za ka tratry ny ohatran'ilay mpitantara io koa amin'ireto sipa virtuelle be de be ireto klé :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.431