banale, diront les autres...mais exceptionnelle quand même!.
41. sonwin
(
07/05/2005 16:40)
mandeha ho azy io ka..ts tain fotsiny, fa raha ny fahitako azy an..bof aleo ts hiteny fa aza adino ny miteny ny tohiny refa any e..mahaliana be ilay tantara :)
42. niainaharison
(
11/05/2005 10:22)
aza matahotra fa tena ho henonareo foana ny tohiny...
fa ny mahagaga hoa dé misy olona tsy renao maty sa velona hatr'izay fotoana maharitra izay... fa rehefa hoé maheno fa ho avy kely ianao, dé lasa miantso sy mandefa hafatra isan'andro isan'andro!!!! 8O
mahagaga!!!!ary danz koa aloha lé telephone arabo aty amin'ny tanàna aty é! tena miaky mihitsy zaho...
misy olona aza...efa tsy tadidinao hoé: f'iza tokoa moa ty olona ty?.....lol!za aloha mody hoé "mahatadidy" fa sao dé vexé eo le olona é!lol!tsy fanao mihitsy mantsy zany mi-vexé olona zany, surtout ny mandiso fanantenana lona é!

43. sonwin
(
11/05/2005 12:24)
ka io ilay hoe ho avy hono leiry e...taitsa dolo ny kil indrindra fa ny sipa :wink:
45. niainaharison
(
12/05/2005 15:44)
ka fangaha ny sipa ihany klé...eny é!ny namana ve moa ho hariana....hatrizany niaraka nanao zao adala rehetra izao vé de....hifampihafahafa indray aty aoriana?????? :wink:
fa nadé izany aza toa otran'ny matahotra ihany zaho fa sao dé ny ato antsaiko mbola lé olona nilozako taona maromaro lasa izay....kanjo izy ty efa lasa "olona hafa"....mety ho ny vatana, ny saina, na ny fiainany manontolo mihitsy é! dé ahoana ré é!

46. booboo
(
12/05/2005 16:07)
boh ! tsy eriteretina lalina fa refa miaraka eny hita oe niova i anona na tsy niova mitsy fa adala beee eny fôna :°)
53. niainaharison
(
28/05/2005 15:01)
aleo aloha hitsikina fa otran\'ny mampiakatra tosi-drà bé lé fitaintainana...na izany na tsy izany aza dé efa tsy toy ny taloha intsony ny fiainako nanomboka herinandro maromaro zay...
ô ry zareo an: mahafinaritra bé zany hoé \"miaina\" izany...rehefa tena tsapanao amin\'izay zany hoé \"hay toy izao ny tena fahasambarako\"...mamy bé ny miaina...misy fotoana indraindray lazain\'ny olona ho lasa adala, fa na dé ny lolo manidina aza mampitsiky...