banale, diront les autres...mais exceptionnelle quand même!.

21. mamzelkely ( 26/04/2005 13:58)
tandremo aza an!!! mitandrema!!! :wink:
22. dadabe ( 26/04/2005 14:51)
ahoana le fitandremana?? :roll:
23. fijo ( 26/04/2005 23:10)
poupou misaotra aky an
24. dadabe ( 27/04/2005 05:24)
sonwin>be lotra angah lety ?
25. sonwin ( 27/04/2005 08:39)
mba miresaka leitsy e :-D
26. dadabe ( 27/04/2005 16:16)
hay ve e :cry:
27. pitchou ( 27/04/2005 19:04)
poupoun, fijo> ambarako fa le mitantara le zavatra @ teny tsy gasy ange no saika nangatahan'i fijo famelana heloka e! :D
28. fijo ( 27/04/2005 21:44)
pitchou an ny anay famelana hafa ka
29. poupounesana ( 28/04/2005 16:29)
:-D :-D :-D
30. niainaharison ( 03/05/2005 07:02)
slt, toa ohatry ny marina ihany ny voalazan'ny sasany aminareo...ohatry ny azon'ny "doute" indray ny tenako...sa noho ny elanelan-tany....sa noho ny fotoana "hiaonana" mihamanantona?????...sa izy no tsy "toy ny tany amboalohany????....zaho aloha dé tena efa vonona é!
inona ary ré no tokony hatao é???????
misaotra.
31. booboo ( 03/05/2005 07:37)
tonga dia mi-fonce tête baissée fotsiny kah! zay alehany any alehany sa tsy mety zany ? :°)
32. niainaharison ( 03/05/2005 12:36)
dé zay fisehony eo marina zany fisehony é! sady efa mivonona amin'ny fisehoanjavatra ho lafatra, na koa sanatria amin'ny fisehoan-javatra tsy de matotra...
nefa mety ho tafitohina ihany angamba ny fo....fa zay angamba le risque knou....
33. sonwin ( 03/05/2005 13:36)
:°)
34. dadabe ( 03/05/2005 16:41)
somary misotro jus de risk kely toi de milamina ny resaka :wink:
35. mamzelkely ( 04/05/2005 06:26)
fa nareo ve tena mino fa ho positif ny zvt ôtran'izao sa mety misy conséquence grave? za alo mino fa majoritairement postif io zvt io !!! bonne chance niainaharison :wink:
36. sonwin ( 04/05/2005 07:53)
positif ve :?: ts maintsy ho tratran'io cas io ihany zany za raha izao no mitohy klé :wink: :lol:
37. niainaharison ( 04/05/2005 11:00)
fa ny mahagaga anié dé izao é: ity olona ity tsy nisy hoé "fifampikosahana" taminy ankoatra ny resaka an-taroby sy ny fandefasana sary...nefa dé mahagaga fa otran'ny tsy mbola tsapako hoé "nitia" olona hotr'izany ny tenako..asa raha azonareo ny tiako hambara.
misy olona efa mifanerasera amiko maharitra mbola misitery amiko ny fiainany, nefa ity olona ity avy de fantatro avoko ny zavatra essentiels eo amin'ny fiainany...ny ahy koa fantany tahaka izany, satria dé nambarako azy koa...
otran'ny diso "mandeha ho azy" lotra hoy ny fitenenana zay...
ny mampanahiahy ahy fotsiny dé tsapa ho somary nihena ny fifandraisana tato ho ato...
asa...
fa zaho aloha cool hatrany é!efa nilaozako lavitra ny tahotra...na dé hoé somary mipoitra tampoka ihany indraindray.....iray volana sy 2 heriandro sisa de tonga ilay "andro"..enga anié ka ho andro lehibé.... :?
38. mamzelkely ( 04/05/2005 12:01)
azoko tsara mitsy ny situation anao fa ataovy zay fipôkany any fipôkany ny tsy nanao no ratsy :wink:
39. sonwin ( 04/05/2005 12:39)
niainaharison> ka nareo hoy ianao tonga dia nifankafantatra e, satria nifanambara...normal raha nihena ny fifandraisana tato ho ato satria miha-lany resaka...na mafana be aza ilay fitiavana aza mihazakazaka loatra manjary mora matsatso...surtout mbola ts nihaona izany, hangatsiaka tampoka eo io fa kalama fotsiny, mampidira suspens vaovao eo amin'ny fifandraisana, mitadiava zavatra vaovao resahina fa raha ny tiako ianao sy ny incroayble no miverimberina eo de leo nareo mitsam.
40. niainaharison ( 07/05/2005 12:54)
dé izay zany é! sady somary "endratrendratra" bé koa anie zany ny tenako fa efa ho 4 taona izao tsy nahita ny havana amantsakaiza...ka tena sady faly no sahirana, faly no matahotra...sao dé efa "niova" avokoa ireo namana é! fa ny tena loza dé tsy hitako izay hizarako ny tenako fa ny fotoana handalovana fohy...ny olona maniry ny ahita somary mihoatra ny isan'ny rantsatanana...tena loza...
fa ny prioritaire aloha dé le namana voalaza etsy ambony é!...ary lé namako ankiray izay izay niaraka nanao ny "zava-drehetra" tamiko? sao dé ahatsiaro ho "voapetrapetaka"? nefa mba efa miandry fatratra ny fotoana ahafahana miara-manao "hadalana" indray!?? hitanareo lé namana miaraka manao ny "fanandramana" rehetra mipoitra eo amin'ny fiainana é!mino aho fa samy manana namana tahaka izany daolo...
Ny olona ity rehefa hiala sasatra falifaly, fa za ty toa ny tanala very sampy knou...tena loza...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1191