Apôkalipsy sy ny fanalana devoly
1. eisy
(
22/02/2005 12:01)
De tena mampihomehy ahy reolona ny fikan'ilay Kôfa mpitarika ireo mpivorivory ao amin'ilay Fikambanana Apokalipsy!
Manala devoly hono lery de
1-Tondrony ny olona de raha vao misy devoly hono de mihetsika eo no eo ihany
de hoe miakarapoka izany ilay misy devoly; ny nampihomehy ahy de hoe ny devoly izany no manetsika io olona io (vehivavy ilay izy) nony nianjera anefa de tazomin'ny tenany ihany ny akanjony mba tsy hitanjaka (fa angaha ny devoly mahalala menatra e?!)
2- anontanian'i lery daholo hoe iza nareo no ao anatin'io olona io ----- Fa angah fantany daholo ny devoly any amin'ny elo!?
devoly a devoly hisehoany eo tokoa vao hoe....

répondu par dadabe le 31/03/2005 16:02
2. routa
(
22/02/2005 13:46)
ny ahy izy mivavaka tsy manahy jereo ry Andravoangy fivavahana ny eny @ 67 ha fanalana azy zany raha afaka izy isaorana ANDRIAMANITRA fa ni misy tromba mbola tsy hitanao ve, miantso ny mpivavaka anie manala fa ny tromba to hafahafa e!
3. Mija
(
22/02/2005 18:07)
Asa alou nareo na hitovy hevitra amiko fa raha tena mahay manala devoly marina izy de tokony ho eny ankalamanjana no hanaovany azy (public)fa tsy any ampiangonana fôna de lasa ry zareo samy zareo ihany no manao izay saimpantany ao
4. maditra
(
22/02/2005 18:53)
Zah raisiko ho toy ny secte rehetra io. Fitadiavana tombon-tsoa.Mety ho vola io mety ho zavatra hafa. Mba eritrereto moa ilay izy miteny ho filohan'ny repoblika amin' ny taona.... iny. te ho filoha angamba lery dia ny manodinkodina saim-bahoaka no hany azony atao.
Ny tsy itiavako azy koa dia ilay izy manao izao olon-drehetra izao ho mitondra signe 666. F'angaha izy ity azo tenitenenina ohatr'izany ny 666 voalazan'ny Baiboly. F'angaha izy ity azo dinihina mathematiquement.
Zah tsy te hanaratsy finoan'olona ka dia miala tsiny amin'ireo izay mpanara-dia an'lery fa raha te hiaro tena dia valio aho.

6. intelligenzia
(
22/02/2005 22:22)
ny azy aza ry zalahy mba mijanona ao anatin'ny "fikambanany" ihany.
Fa ity ataon'ny mpitondra mba jereo e! Ny famoahana devoly toy io ange ka ofisialy amin'ireo mpitondra ireo e? Ary ahoana ny olon-kafa foana no lazaina fa misy devoly fa tsy mijery ny tenany izy?
Asan-devoly daholo ireny ry zalahy rehefa mifono fanendrikendrehana sy fizahozahoana, ary tombontsoa manokana a. Ny asan'ny Fanahy Masina tsy mirehareha imasom-bahoaka tahaka ireny fa feno fanetre-tena.

8. routa
(
23/02/2005 13:08)
inona hiany ary no ilaina e! manala devoly ny fitondrana misy lazaina manala ny fiangonana misy lazaina avela zany ny olona hanjakan i devoly daholo .Zay no maha fiangonana azy ireny ny katolika aty aminay koa anie ry reto manala devoly miseho tele mihitsy aleoko maheno hoe gasy mivavaka an! toy zay gasy manao fanopoa eny @ doany reny no tokony asiandresaka za tsy de miditra lalina @ fivavahan olona fa henoko mivavaka izy de efa tsara ary ny halako de ny fandoroana baiboly reny re asiandresaka
a!saaa!
a!saaa!
9. dadabe
(
23/02/2005 13:21)
routa:tena marina ,aleo mahita azy manala devoly na ahoana na ahoana fombany fa rehefa tsy azoazonao de aza makany fotsiny e,dia amin'izay fanalana devoly ekenao any ianao izany no mandeha,tsy aleo ve ry ireto mahita ny malagasy hoe iny fa nanala devoly toy izay hoe miseho tele fa nampiditra devoly???????????? :x
10. intelligenzia
(
23/02/2005 22:16)
routa: ka le gasy milaza azy mpanala devoly ao amin'ny fitondrana ihany ange ireo tanisainao mankeny amin'ny douany ireo e :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. booboo
(
01/03/2005 14:00)
hihihihihi tsotra kely lé valiny sady tsy maka lavitra mitsy dadabe zany !
16. dadabe
(
02/03/2005 12:52)
ahoana mou no ahitana azy ?izy tsy hita fa ny asany ety antany no hita ,izy any @monde invisible)dia ireo pamosavy sy ny ombiasy sns....no mivory miaraka aminy any ....(vakio: LE RESCAPE DE L'ENFER tantarana magicien zairois iray "il quitte Lucifer pour suivre Jesus Christ,Sady nijoro vavolombelon Ingahy rainy .
17. Iriniaina
(
02/03/2005 12:58)
fa ilay apokalipsy anareo ity aloha inona e? fanga atokompivavahana ?
19. Lallah
(
02/03/2005 13:59)
apokalypsy anie ka fanambaran'i Kristy e,fa tsy an'olona ,ka raha mitory an'io ianao dia mitory an'i Kristy :!:
20. intelligenzia
(
02/03/2005 21:01)
Lallah>[size=9]zany ary ny akama fa manao fampisehoana fahaizana teny gasy, tsy mila mpandika teny[/size] :)