Apôkalipsy sy ny fanalana devoly

41. dadabe ( 13/03/2005 15:34)
mifenty>hhmmmm tena marina tokony hovakiana hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany,tsy ampy ny fotoana fa raha tsy izany de zay tokoa no izy.
Ho an'ise aza efa manana fahalalana io de atomboy ary fa zahay manaraka fotsiny ,satria zah efa nanomboka (io no mba fantatro=>kely oo),de mba alefao koa ary ny anareo e.hihihi :D de ampy
42. Mifenty ( 13/03/2005 20:41)
aoka ra dada ah,

Benedictus ve no tantaraiko anla eto sa ny magnificat eh. hihii

elà kou ty mody fann le.
43. yonikafopl ( 13/03/2005 22:00)
anseeeee
44. dadabe ( 14/03/2005 10:00)
mifenty>tsy aleo ve ny salamo 100 na salamo95 hihihih :D (l) de ampy e
45. Mifenty ( 14/03/2005 12:06)
gloria less ah. Io no tena tsara eh sady mientana no milay kle.
46. dadabe ( 14/03/2005 12:24)
de ampiana kely an'ilahy hoe:"aoka isika handroso @fiadanana,@alalan'o kristy amen..."hahahahah de i ntso sy ry sakristana ey alou mitondra baniera hahahahahahah (l) :-D :-D :-*
47. Mifenty ( 14/03/2005 12:28)
hihi de mitondra jiro kou kle.

bedin'i gerard elà ah
48. dadabe ( 14/03/2005 15:12)
fa angah lery mbola ao le? ary i bedaba hahahahaha :-D (l)
49. Mifenty ( 14/03/2005 17:51)
efa enon'là mou oe maty ny zakan'i bedada a?
tam tapa-bolana ngamba zay?

tsy ao anaty sujet io f'azfd
50. dadabe ( 15/03/2005 14:08)
(azafady e )fa tohizo ihany ny resaka a

zanak'i bedaba iza lety??iza amin'ireny? (l)
51. Mifenty ( 16/03/2005 08:50)
maman'i ratompokovavy less a i ginah
52. dadabe ( 16/03/2005 10:27)
mifenty>samy maty izany izy mianaka?
53. iartistika ( 16/03/2005 17:02)
Misy manontany an'là lty ry bedada ary @ hatsikana sy lalao ary ah! :roll: :roll:
54. Mifenty ( 16/03/2005 21:32)
eny less, ngamba narary fou le ramatoa de maty o azy kle

kay mou resaka finoana no ato.

Nantsoin'ny Ray hody any aminy le ramatoa less a
55. dadabe ( 17/03/2005 09:21)
iartistika>aiza lety zany a?de bandy sa sipa?okay ary merci (l)
mifenty >gravy lesy zany kle aleo lesy faranana amizay ity resaka ity fa miova be le size a
56. Mifenty ( 17/03/2005 12:08)
nandalo aho radada de nitsidika ah

fa faranana aona le.
57. dadabe ( 18/03/2005 06:20)
mifenty >le resaka ginah lesy e,fa ovay indray ohatra hoe henintsouuu......hahahahahaahahahahaahahaah=)),sa ovaina an'i tete sy paoly ??hih
iartistika >efa novaliako lesy le resaka tao ambadika tao a
58. Mifenty ( 20/03/2005 09:41)
efa nivadika le tantara ka


fa elà kou nga lasa frera niaraka am sonwin eh.
59. dadabe ( 20/03/2005 14:57)
ie frera manambady :wink: de zah kou frera fa manao :wink: ,lery anie lty milaza frera nefa tsy mahatanty ny mena miraviravy e :-D :-D :-D
aiza enao FRERA a
60. Mifenty ( 20/03/2005 16:39)
ka mbola frera kosa anie izy eh

ny damopra kosa anie lty no tsy tafa tsony eh

Za manana namana aspirantes 3 talou fa ny iray iany sisa no nahavita nanao masera.

Nefa le efa eo am finale iny no nibaradaka ny roa an. Efa i masera nefa no niantsoanay azy.

FA tsy koi refa mbola tsy tafa izy ka.

fa le refa le tena izy (masera na damopra) vao tena tsy tafa tsony kle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1703