Apôkalipsy sy ny fanalana devoly

61. dadabe ( 20/03/2005 16:47)
mifenty>zah kou mahalala frera zay fa tsy nahatanty kou lery de niala,de misy damopra zay kou tany morondava fa manao sipa lery hahaha
62. sonwin ( 20/03/2005 16:55)
Io ry zalahy izay nahazo fahasoavana manokana ihany no mahazaka an. Efa voaantson'ny any ambony izy.
za aloha frera fa za ...olombelona ihany ka. Fa maro amin namako no tena manaja sy mahafehy tena an, za ilay ondry nania e. Fa mbola hiverina ao am-bala.
Dia io ry zalahy mitovy amin'ny olona efa nanao voady eo anatrehan'Andriamanitra hoe hanaja sy hitia ny vadiny ihany an, nefa avy eo mijangajanga sy mampirafy. Ka refa tsy manaja voady dia mitovy daholo e, samy olombelona ange e. Fa izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy voalohany.
63. dadabe ( 20/03/2005 17:02)
sonwin>izany ahay ka atao hoe olombelona hihi okay frera a :wink: :-D :D de ampy a
64. Mifenty ( 20/03/2005 17:07)
>>sonwin

Ka aty tsy misy vato azo itorahana kou . hihihi
65. juluka ( 21/03/2005 07:24)
Fa inona aloha ilay DEVOLY e. Misy afaka mamaritra ny atao hoe Devoly ve nareo aloha.
66. sonwin ( 21/03/2005 09:11)
Izay manohitra an'Andrimanitra nahary izao tontolo izao ny devoly e
67. dadabe ( 21/03/2005 13:57)
sonwin>te hanazava aho fa aoka ihany alou
68. sonwin ( 21/03/2005 18:14)
He he he sao miady hevitra amin frera ve? he he..havazao fa i Juluka nge no manontany e, omeo fahafampo izy e,fa raha fanavazana diso kosa dia ahitsiko soa aman-tsara ka
69. dadabe ( 23/03/2005 16:32)
juluka>hanazava aho ary a
sonwin>tanjemo njay asiana "kontext"
juluka a,ara-baibaoly ve no tianao(mampiasa verse),sa fanazavana bontolo?izany hoe tsy ao anaty baiboly ?
70. Mifenty ( 24/03/2005 09:54)
ataovy bontolo rangà a
71. dadabe ( 24/03/2005 14:01)
mifenty>juluka no anontaniako :wink: elah lety mandray tsy raisina ohatran'ny tsipolitra antitra a hihihih :wink:
72. Mifenty ( 29/03/2005 20:48)
Aleo afanaiko kely ty sizé ty fa mitady angatsiaka nefa ny andro efa mba mafana kle.


Fa misy ifandraisany manokana angaha ilay hoe apokalipsy sy le hoe fanalana devoly eh.

Ny fahazoakoazy dia APokalipsy = chapitre ao am baiboly (fanekena vaovao moa izany)

ary ny fanalana devoly dia "asa". Zavatra ataon'ny olombelona.


Sa hoe misy resaka fanalana devoly ny ao am apokalipsy ?
73. xxx ( 30/03/2005 10:49)
Rehefa mamakafaka sy mijery lalina ny tein'ANDRIAMANITRA @ alalan'ny BAIBOLY dia betsaka
tokoa ny olom-bery @ ity tany ity ohatra fotsiny
manana FILM MARO MIKASIKA ny tantaran'ny JESOSY
KRISTY dia hita fa misy teny aho manao ary milaza
mihintsy hoe tandremo ny ANDRO SABATA @ BAIBOLY
FRANTSAY dia mazava mihintsy hoe LE JOUR DE SAMEDI
EST LE JOUR DU SABATE maninona no tsy manaja SABATA
ny mpivavaka KRISTIANINA
Omena ohatra iray koa isika jereo fa izay zavatra
tsy tian'ANDRIAMANITRA dia mba ataon'ny devoly
exemple ihany koa ohatra aza mihinana HENAN-KISOA
maninona ireo panao FANAFODY GASY izay mankeny
@ Doany no tsy mety mihinan-kisoa
aho amin'ny KATESIZY NY KATOLIAKA dia milaza mihintsy
fa izahay KATOLIKA NO NANOVA NY ANDRO SABATA HO ALAHADY kanefa @ faran'ny BAIBOLY dia mametraka
mihintsy fa TSY AZO AMPIANANA NA ANLANA NA DIA LITERA
IRAY AZA FA HO ATAON'ANDRIAMANITRA MAHITA FAISANA IZAY MANAO IZANY (APOKALYPSIA FARANY IO ) koa dia
manainga anareo aho ry sakaiza rehetra mba hijery tsara ny atao hoe FIVAVAHANA MARINA SY FIVAVAHANA
FOPLA fa raha io no eo amin'areo dia mieritrereta
TSARA
74. dadabe ( 30/03/2005 13:33)
xxx>hhmmm raha mba sitrakao de mba omeo toko sy andininy hoe milaza fa
1-tokony hitandrina sabata fa tsy alahady ny kristianina
2-tsy azo hanina ny kisoa(hoy ianao nefa sakafo matsiro io )
3-inona marina ny hevitry ny teny hoe apokalypsy?
hehehe :D de ampy e
75. Mifenty ( 30/03/2005 19:03)
tonga ndray i 222 le.
76. dadabe ( 31/03/2005 07:08)
mifenty > :wink:
xxx>aiza ianao oooo? de mba tohano @andinin-tsoratra masina hoa fa raha tsy izany zah tsy hanaiky be fahatany (l)
77. Mifenty ( 31/03/2005 08:30)
nenà anie ny andinin-tsoratra masina haiko tsara de le oe

"ianareo vehivavy maneke ny vadinareo tahaka an'i Kristy lohan'ny fiangonana"

sy le oe

" ary noho izany de handao ny rainy sy ny reniny snsns


" ary ho nofo iray iany izy roroa".
78. dadabe ( 31/03/2005 16:02)
mifenty >hihihihih efesianina 5:22-
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1229