voaloham-pitia
1. majakely
(
21/02/2005 12:50)
Moa ve indray andro mety hisy moyen hanadinoana ny voaloham-pitiavana sa dia ho toy ny aloka ka hanaraka foana mandram-pahafaty?Ahoana hoy ianareo fa indrindra ireo efa zokinjokiny efa manana experience! (l) (l) (l)
répondu par fijo le 10/08/2005 21:41
2. xxx
(
21/02/2005 12:55)
matoa tsy naharitra hatramn'ny farany dia misy dikany izay. Ary izay miaraka aminao any aoriana matoa izy no tafaraka aminao dia...izy izany no anjara e. ao fafao ny ranomaso haingana :cry: dia mitsikia amin'izay :)
3. majakely
(
21/02/2005 13:38)
Izy anie fantattra fa efa tsy anjara fa le izy manalokaloka ohatran'ny razana tsy hitahy ity no lozeeeeee :!:
7. booboo
(
21/02/2005 14:26)
tsssssssss mbola maitso volo ny aty dé tsy mbola ela nihetezana kah hihihihihihi
8. majakely
(
21/02/2005 15:02)
Ny tiko ho fantatra fotsiny de ny hoe /Eny fa na dia any aoriana be any ve de mbola any foana ny saina hoe /ha tadidiko hiany zalah i ...........? :roll:
10. Ralay
(
21/02/2005 16:36)
> Iny ilay antsoina hoe nametraka ilay aza manadino dia tsy hadinonao mandrakizay na tsy eo anilanao intsony aza izy. :lol:
11. kintanala
(
21/02/2005 20:31)
hihi.. arakarak 'ilay olo io ngamba e!!
ilay olona anie mety tsaroana ian fa zan hoe tsy "tiana" intson!!.. marina ny an'i Mumu e!
miraikitra ho tantara sisa fa tsy misy resa pitiavana intson! inoako fa tsy misy izay maharatsy izan sa aoan?...
fa mila mazava kolo ilay resaka an..manjary sahirana injay ko :°) .. raha nisy ratsy nifanaovana aleo hivalona mba@ ny souvenir e!!!.. sa aoana?
ilay olona anie mety tsaroana ian fa zan hoe tsy "tiana" intson!!.. marina ny an'i Mumu e!
miraikitra ho tantara sisa fa tsy misy resa pitiavana intson! inoako fa tsy misy izay maharatsy izan sa aoan?...
fa mila mazava kolo ilay resaka an..manjary sahirana injay ko :°) .. raha nisy ratsy nifanaovana aleo hivalona mba@ ny souvenir e!!!.. sa aoana?
13. olalaeli
(
22/02/2005 06:43)
Na voalohany reto na farany rhf tsy ho adino de tsy adino a.Hihihihihi!
17. Ramaso
(
23/02/2005 05:14)
hafa e volohany ko..nena aza tam kely be mintsy" 8 na 9 taona de slipy mifampikasokasoka fotsiny t@ zany fa nanandrana ny ita t@ "chateauvalon" fa tadidiko fooona!
20. fijo
(
23/02/2005 22:44)
kay ela ty ramaso atahorana kle.io ry mumu ampianaro tsara fa tssssss,lasa tia kasokasoka