voaloham-pitia

21. methode ( 24/02/2005 23:32)
Ny ahy aloha ry zareo mbola tsy nisy voalohany de andraso aloha ho tonga zany ilay foalohany!!! :lol: Mbola tsy ampy taona hono!!! Mety any amin'ny 50 any vô ampy!! =))
22. fijo ( 24/02/2005 23:48)
mitovy isika izany kle
23. hps ( 26/02/2005 20:43)
Ilay voaloham-pitia @ endriny ahoana aloha e!misy mantsy @ mahazo taona itony rehefa mba manembona izany dia toa very tadidy ihany, satria efa nisy hatramin'ny 432 isa no nandalo teo ka nisy ny tena nitoriana fitiavana,tao koa ny njilaka;ka ny aiza @ ireo :twisted: 8)
24. poupounesana ( 28/02/2005 08:00)
rah tinao adinoina v moa izy tsy ho adino! indrindra moa rah misy oll mahay mampanadino azy! fa matetika alou refa mandroso ny taona d miha manjavozavo ny souvenira eh!
25. fijo ( 28/02/2005 23:04)
souvenira souvenira le sipa tsy nisy sira.
26. yonikafopl ( 01/03/2005 22:12)
nena kalou hatramin'izao mbola tsy maty fa maneloelo eny fona ilay voalohany e!
27. moi ( 02/03/2005 05:02)
Toa tsy mety hadino ilay voalohany ko !! Mba very dia amin'ilay miaraka aminao izao fotsiny angaha ianao ! Tandremo fotsiny ny fahatsiarovanao azy sao mihoatra ny tokony ho izy !
Raha tsara ny fiainam-pitiavanao izao dia mora aminao ny hiaiky fa tena tsara ity miaraka aminao izao ity, fa raha tsy izay dia toa manembonembona eny ihany... Izay tsy ananana ihany no toa tsara !!
28. ravatorano ( 02/03/2005 09:33)
poupounesana>marina akia rehefa miha soara d mihamanadino koa izany we mihavitsy ny sovenira
tsy hadino izy raha toa ka voaloham pitiavana no sady farany eh :-D
29. jhouhlambout ( 03/03/2005 07:12)
Sady arakaraky ny mieritreritra azy no tsy mety manadino azy.... Donc, resaka safidy fotsiny io.
30. moi ( 03/03/2005 10:48)
Misy tsy afaka hisafidy satria possible hifanena ihany fa tsy mety fisaka ny tany !
31. Nananie ( 04/03/2005 09:26)
hihihi 'zay kou aloha e!
jhoul, amiko le izy tsy de safidy lôtra kou! Satria za 'zao efa niezaka be nanadino fa e e e! De hoy ao we angamba de voaozona ny hahatsiaro azy fôna. Kinanjo taty aorina lasa tsotr'izao, ary nanadino azy tanteraka :wink: . hihihi!Tsy nahatsiaro nanao effort be akory. Mety ôtran'ny lazain'i Ravato we mihamanadino fotsiny kou. ;-)
32. booboo ( 04/03/2005 12:28)
bé ny anà tsy hadinoko zany lé voalohany. Tsy amoureuse azy intsony no tsy mankahala koa anefa fa tsy hadino fotsiny.
33. yonikafopl ( 04/03/2005 20:16)
za kou tovy am booboo zany
34. poupounesana ( 05/03/2005 05:49)
nananie, zà koa otsan'zany
35. booboo ( 05/03/2005 09:53)
nananie sy poupou>dé tena hadino mbaka ny anarany na ôtra ôtra zany ve ? tsy azoko manko ilay hoe " lasa adino " tanteraka :oops:
36. poupounesana ( 05/03/2005 13:47)
tadidy rehefa sendra mifanena eny andalana na refa misy miteny hoe nanambady hono i anona na niteraka hono i anona. fa na d hoe mifanena aza d tsy d misy hoe souvenira mazava b rah tsy hoe le mahatsikaiky indrindra na le nampalahelo indrindra! fa le voalohampitia io v aloha le oll tiana fotsiny sa le oll niaraka voalohany fotsiny sa le tena efa azo atao hoe vadibe voalohany mihitsy e?
37. ralery ( 08/03/2005 13:20)
nanou ve?
:}
38. majakely ( 09/03/2005 08:01)
Rehefa voalohany fotsiny ka ...Eny fa na dia efa eeeeeeeela aza izany ! :)
39. fijo ( 09/03/2005 22:16)
izany voalohany izany ve tsy ilay nitsaingoka voalohany tao e?asa aloha fa za tsy mahay.
dia ahoana izany ny bandy voalohany tamina sipa 4 ohatra?
40. majakely ( 24/03/2005 11:22)
Nitsaingoka taiza moa io ?????,fa tsy hadino na ny nitsaingoka na tsy ...fotsiny!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5871