voaloham-pitia

41. fijo ( 25/03/2005 00:06)
nitsaingoka tao ka.
ary aiza le valin'ilay fanontaniako momba le bandy voalohany amin'izy efatra.
42. Nananie ( 25/03/2005 10:48)
booboo: ça va de soit fa ny anarany tsy adino !
Ny tian'i majakely lazaina anie dia ny hoe tsy mana-danja ôtran'ny taloha intsony izy e. Efa navadika ny pejy, dia adino lery, ary fiainana vaovao indray no miseo. :-o
Fa lainga lainga fa @ bandy, ny expérience sy ny isan'ny sipa niharahana no mikôty, ary mitranga ny hoe tsy tadidin'ilay bandy akory ny anaran'ilay voalohany. Sa ahoana hoy nareo?
43. iartistika ( 27/03/2005 16:32)
lainga raha misy ny fanadinoana,akipy ny maso vao amika io tsaroana....hozy le hira ray zay!
44. poupounesana ( 28/03/2005 12:57)
fa nen'i iaritista io zao ary firy no niaraka t@ny? atomboka @zay alou ny fanontaniana d aveo d ho hita eo ny manaraka
45. iartistika ( 28/03/2005 16:38)
poupou> na zato ary io tadidy foana....
46. yonikafopl ( 28/03/2005 21:57)
iartistika izy rehetra ve sa le volou?? sa le farany?? iza no tena tadidy?
47. poupounesana ( 29/03/2005 13:55)
fa inn n otena tadidy alou eh? le oll v sa zavatra eny @vatany sa le fanaony sa inn ?
48. iartistika ( 29/03/2005 17:26)
mety le zay dada angamba io resahana io :-D
49. yonikafopl ( 29/03/2005 22:25)
50. iartistika ( 30/03/2005 16:45)
zay dada ry yonika!
51. fijo ( 30/03/2005 21:12)
aiza le valiny fanontaniako e.
misy tsy tsaroana ny anarany ko.
52. poupounesana ( 02/04/2005 07:01)
tsy azo le fanontaniana ane! izy efatra iza zany?!
nenay koa aza tsisy namaly le fanontaniana koa
53. majakely ( 03/04/2005 21:32)
zah ko mba tsy nahazo ny fanontaniany :hoe iza zany olona efatra izany kay? ! fa ilay olona tamin'io voaloham-pitia dia ,iray ,amiko( raha efatra ve tsy fitia intsony fa zavatra hafa mihitsy ka! :D )
54. xxx ( 29/04/2005 10:30)
inona marina ry reto no atao hoe voaloampitia a!
ny olona nisipa taminao voalohany indrindra sa ny olona nanao firaisana taminao voalohany?
mba valio azafady
55. mamzelkely ( 29/04/2005 10:59)
na le ray na le ray de efa samy vôalohany dôly de sarotra adinona fôna :wink:
56. felicia ( 01/05/2005 02:58)
tsy hadino io na tsara na ratsy....voalohany iny ko...ny ahy moa dia tsy haiko izay niafarany :twisted:
57. fijo ( 04/05/2005 21:37)
nareo sipa wa tssss
izao ary e.raha lehilahy iray wa ,nefa izy no voalohampitian'ny sipa efatra.izany hoe izy no nandalo voalohany tamin'izy efatra dia ahoana?
58. nelsie ( 13/07/2005 04:39)
Amiko aloha, ilay nanao firaisana voalohany tamiko raha izah satria matoa tonga t@ izany firaisana izany misy zavatra mafana be tao
59. fijo ( 14/07/2005 22:45)
ka ianareo sipa anie mety iray ihany no mandalo voalohany ao e,fa izahay mety sipa maro no nolalovanay voalohany
60. red ( 01/08/2005 08:26)
Izay nanao firaisana taminao vehivavy voalohany no voaloham_pitia donc le nidéviergé zany. Tsy misy afatsy iray ihany zany ry kala ah, fa ny an'ny kofiboay no mety ho maro ny sipa nodéviergény de zay!
ra misy tsy mazava de apetrao ihany le kestion
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1726