voaloham-pitia

61. booboo ( 01/08/2005 17:05)
hum...
62. fijo ( 03/08/2005 22:15)
izay marina kosa ko.booboo ko
63. felampaiso ( 09/08/2005 13:22)
fijo:

ka ianareo sipa anie mety iray ihany no mandalo voalohany ao e,fa izahay mety sipa maro no nolalovanay voalohany


DISO IZANY E !
Na ny lehilahy aza dia ilay vehivavy voalohany indrindra nanaovany firaisana no voaloham-pitiavany araky ny famaritana, rehefa misy depucelage dia efa voalohany izay fa ireo vehivavy notetezinao avy eo ,efa afaka rodazy ianao fa efa mitovy izaao ny lahy sy ny vavy hoy ny mpandinika fiaraha-monina, tsy hoe ny vehivavy ihany no afaka virijiny fa ny lehilahy tsy afaka virijiny, raha vao manao premier rapport sexuel na lahy na vavy dia efa tsy virijiny intsony, anontanio ange i .......
64. fijo ( 10/08/2005 21:41)
ary raha tsy mbola nano,fa nimasta?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2342