Akory aby e!

1. majakely ( 18/02/2005 13:24)
Mitady olna avy à Mananjary na efa tany Mananjary aho fa Mmanigny !Valio jaho marô ...
répondu par xxx le 19/07/2005 08:51
2. chipie1 ( 18/02/2005 13:37)
Anjanahary no efa naleako fa tsy Mananjary :-D :-D
3. ramoul ( 18/02/2005 14:50)
tsy manjary no efa nandehanako fa tsy mbola tany mananjary zah :-D
4. yonikafopl ( 18/02/2005 16:02)
nareo kosa re mba manina le olona nefa analanareo njay kou!!
5. hery ( 18/02/2005 18:39)
yonikafopl> atao ahoana e :-) tsy ho serieux mihitsy ngamba
6. Ramaso ( 18/02/2005 18:55)
za efa TANY MANANJARY FA AHOANA?
7. blondin ( 18/02/2005 19:26)
majakely:

Izaho efa tany Mananjary fa inona kay ny blem-nao



8. yonikafopl ( 18/02/2005 20:38)
hery oops!
De mba manao ahoana kay zany manajary ramaso? za re mbola tsy nahita anzany mihintsy a! mba tsara ve?
9. majakely ( 18/02/2005 22:25)
A Mananjary izao nanao fihezahana ny olona hanadio ny tanana ka lasa daholo na lahy na vavy nandio ny tananan'ny Mananjary mba ho tsaratsara kokoa no hahafinaritra !Ary ny olona any Mananjary malaza tia mandray olona !
10. andansonia ( 19/02/2005 11:45)
Efa tany Mananjary aho f'efa ela Fony nanao mission ta@ 1990-1991 tany. Tany Manakara ary no tena fotodianay, nitsangatsangana fotsiny tany Mananjary.Raha misafidy aho dia aleoko Manakara noho Mananjary, zahay koa moa niserana fotsiny
11. xxx ( 19/02/2005 21:00)
ramoul:

tsy manjary no efa nandehanako fa tsy mbola tany mananjary zah :-D



Fa izaho indray de efa tany Manazary , toerana tsy dia lavitra loatra an' Antananarivo somary avaratra antsinanana . Fa ny hoe tany manjary dia matetika aho no entin'ny fahitalavitra any ary hitako fa mahafinaritra sady misy fety malaza be any isakin'ny 7 taona dia ny Sambatra .
12. Fithy ( 19/02/2005 21:42)
Tanàna tokony hahasarika mpizahatany i Mananjary saingy tsy misy WC, tsy fomban'ny olona any hono ny mitahiry maloto, ka dia any @ plage ry zareo no manao ny malotony, dia avy eo mamonjy an'ilay onjan-dranomasina iny misasa na lahy na vavy. Kanefa anie le plage tokony ho manja be raha tsy misy maloto; ka raha te hanao plage ianao dia tsy maintsy mandeha lavitra be. Sady lasa be parasy lafrika le miditra @ tongotra ireny any izao; ny lalana ao an-tanàna koa potika tsy misy fanamboarana. Nisy tetezan-kazo fiampitan'ny olona izay tao, tena tsara sy kanto saingy tsy nisy fanamboarana mihitsy dia rava nataon'ny olona kitay angmba ny planches. Antenaina fa hisy ny fivoarana ho an'i Mananjary.
13. cutie ( 19/02/2005 22:38)
za kou efa tany Mananjary, Nipetrapetraka tany , mahafinaritra aloha any e.
be crabes :)
14. Dezy ( 19/02/2005 23:45)
ngo de mba foza t.. zany ry cutie marina,ka jereo ny fitataran'i fithy knou :-P
15. cutie ( 19/02/2005 23:48)
T@ za tany io crabes io ka, tsy haiko zao zany foza t.............. zany .lolllllllllllllll
Za efa tsy any ntsony zao. :P
16. Dezy ( 19/02/2005 23:52)
fa aiza zao njy io eee
17. cutie ( 19/02/2005 23:52)
za aty amerika dezy a
18. Ramaso ( 20/02/2005 06:02)
tsara any mananjary any fa jerena fotsiny ny ranomasina any
19. Ramaso ( 20/02/2005 06:04)
za tsy tao fa lalako taloha rhefa manafika le sipa bedebe manao tablier manga antitra sy lobaka fotsy tao akaikikaiky tao tany
20. dadabe ( 20/02/2005 06:36)
zah mbola tsy tany kle :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4193