Akory aby e!
41. majakely
(
24/02/2005 11:01)
Fa tsy misy eritreritra ratsy ny ahy fa zah efa an'olona f'izay te handro mandro ,eny fa na miboridana na tsy miboridana dia mety aby ,,,
42. cutie
(
24/02/2005 13:00)
haiko io resto io fijo.anga tsy mankany @ ndry ry nenitoa njay fijo . :)
43. iartistika
(
24/02/2005 17:03)
Hay ve fijo efa tany Antsohihy eh! Zà efa nipetraka tany!manja ah..
44. iartistika
(
24/02/2005 17:35)
Nenitoa ary efa maty ry cutie ko! le any @ station taxi-brousse...
45. cutie
(
24/02/2005 17:41)
ka le anaran'le hotely mbola hotely nenitoa iahny ka.
Hay kou ve enao efa tany e.
Hay kou ve enao efa tany e.
46. fijo
(
24/02/2005 20:50)
iartistika,kay koa ela tao le.
ka za tao amin'ny nenitoa foana no mikaly fa le resto vao miditra sy le ao antampontanana firevena ka.ny crabe ao tsinona sady mora no milay be.le andro koa moa mafana dia miaraka amindry soavaly telo dia tena filamatra.misy le mpanao sambosa iny koa eo akaikindry fine be mpivarotra vilia bakoly, milay be.
ary ny maskita ao amin'ny stationema isankariva.hummmmm,na le akoho ao amin'i kola

47. iartistika
(
25/02/2005 09:22)
BIENA,io lay hotely vao hiditra raha avy any tanà,milay le sôvaly telo eo @ monaco ka!miaraka @ môsakiky vraky be mahintsiny! AO @ vony vatolampy ndray no tena fireveko matetika!
48. cutie
(
25/02/2005 17:59)
fijo angamba tsy mahalala an'le vony vatolampy.
Kola efa tsy lamaody ntsony
Kola efa tsy lamaody ntsony
52. fijo
(
28/02/2005 21:33)
tsy tsaroako le vony vatolampy fa le vao miditra io no firevena.na mankany be fofina mihinana fenakoho atono sy labiera mafana.
kay efa gly kola le?????
kay efa gly kola le?????
53. iartistika
(
01/03/2005 09:22)
Ie,gly lery!Nisy boaty mitsy anie tao eh! tany @ bazar be tany,fa le sinoa tompony efa lasa aty an-dafy!
54. fijo
(
01/03/2005 20:43)
ary ilay boaty tao ambony tao izany mbola tao ela nankaty.toa io irery moa no boaty tao
55. iartistika
(
01/03/2005 21:04)
Mbola ao le izy fa tsy hohatran'ny taloha tsony,fa any @ le hoe popote ndray no fandanana manenjika bal sy gnin!Ny bebex miainga eny ihany :@ :-* mandeha daholo....
56. iartistika
(
01/03/2005 21:05)
De alohan'ny bal, ry tanindrazanay malala aloha zay vao afindrafindrao :-D :-D :-D
60. McFy
(
03/03/2005 00:27)
Ramaso> tany mananjary zany elà d ny maso tkou no nanjary t@ ranomasina 8O
Ary farany ts nanjary mananjary fa laa any antsohihy no nikiky hihy.
i cutie sy ny kraby io :P
Ary farany ts nanjary mananjary fa laa any antsohihy no nikiky hihy.
i cutie sy ny kraby io :P