Akory aby e!
64. dadabe
(
05/03/2005 08:15)
mbola tsy hita ihany angaha le olona avy any mananjary le?ovay indray ny toerana dia atovy hoe morondava ohatra "sao de mba misy olona avy any morondava e?" zaho le laha jangombo :cry:
65. iartistika
(
05/03/2005 12:33)
Tsy aleo ve ry Bedada atao hoe:Anjavohangy,isotsy mety betska no miditra @ zay
69. iartistika
(
09/03/2005 16:55)
Zà letsy avy any ry fijo ah! ny tapany ambony.. :-D :-D Tany akikin'ny CEG zany là ry rurik no nipetraka? Antafiampatsa moa sa in le anaran'ny tanana any?...
75. fijo
(
10/03/2005 21:26)
hay tsika maro ihany ato ka.nitombo iray indray izany isika ry cutie sy iartistika.
79. sonwin
(
11/03/2005 14:03)
Ary cutie zany mety ho fantatro raha tany Antsohihy an...oh tsaroako ianao :lol: :lol: