Akory aby e!
22. routa
(
20/02/2005 07:27)
efa hitako i farafangana fa zaho avy vohipeno nefa vohipeno aza tsy de haiko loatra fa andalovana fotsiny .Zaho manko tany vangaindrano no nipetraka taloha nefa @ ireo faritra hitako manakara no mbola tsaratsara kokoa , nefa irina mba hivoatra @ zay i farafangana e!
23. majakely
(
20/02/2005 10:28)
Eny tokoa fa tena mampalahelo tokoa fa olana avy any amin-tsika tany mahantra sy any Madagascar tsy ankanavaka mihitsy ny manao maloto amin'ny lieu publique ;asa amin'ny oviana re no mba hanahaka ny aty ivelany ny any na dia fihezahana kely amin'ilay mivoaka sy mangeringery na aiza na aiza aleha ,feno tsilo malemy ,fa ny parasy izao no efa nisy zavatra nataon'ny Ravalo mba ho fongana ny parasy lafrika ao Mananjary, enga anie mba hitohy io satria tsy vita indray mandeha ny famonoana ny parasy, :-D :-D
24. Mija
(
20/02/2005 12:42)
Tsy mbola tany mananjary aho fa na izany aza de tiko any satria Madagasikara io
Gaga anareo 'reo zah :oops:
Gaga anareo 'reo zah :oops:
25. fijo
(
21/02/2005 21:07)
milay any fa dia io plage tsy azo hilalaovana io no olana.ny tanana milay noho i manakara.saingy tsy dia voakarakara loatra.soa izany fa efa miandahy miambavy ny olona manadio
26. majakely
(
22/02/2005 09:24)
Misy partie ny plage izay ao Mananjary dia eo amin'ny partie misy ny foko antambahoaka be no fiavian-dreo, ary Masindrano no anarany ary amin'io partie io ihany no hanaovan-dreo ny fombany satria fady an-dry zareo ny mitahiry maloto...donc no comment ...satria izah tany Mananjary no nipetraka taloha fa tsy antambahoaka aho ...Fa ny sisan'ny plage de tsara sy madio amiko aloha de tiako ny any e !!!
28. fijo
(
22/02/2005 21:26)
majakely;za tany tsy nahita olona nilomano na iray aza nefa za te hilomano be
29. ikaretsaka
(
23/02/2005 01:06)
mandeha lavitra be aty atsimo aty rehefa hilomano fa ary @ be antambahoaka ary tsy atokisana le
34. majakely
(
23/02/2005 11:53)
Raha mandeha mankany isika dia mankany Andeboka ry Fijo ;ho hitanao fa mahafinaritra be any sady madio fa tsy misy olona mipetraka any ary miaraka handro isika ka homano ny maillot-anao !
38. fijo
(
23/02/2005 21:06)
ok majakely an.za tia milomano amina rano malalaka fa tena tsy sahy tany
ny an'i cutie lesy crbe tany antsohihy no tiany an
ny an'i cutie lesy crbe tany antsohihy no tiany an
40. fijo
(
23/02/2005 23:08)
milay io an.tadidindry le resto vao miditra an'antsohihy avy aty tana.tao foana izahay isankariva