za te hiteraka nefa izy tsy mety

1. xxx ( 07/02/2005 16:45)
Mba ahoana akia ny hevitrareo fa izaho efa mba te hiteraka fa izy milaza fa tsy mbola vonona amizany? tsy tia ahy ve izy sa ?
Mba ataovy serieux le resaka azafady

répondu par fijo le 04/05/2005 21:38
2. booboo ( 07/02/2005 17:00)
mety matahotra izy angamba. Miova beeeee mitsy tsinn ny fiainana refa tonga zazà kouh ( lasa tsy ianao sy izy irery tsony sady miampy responsabilités hafa koa )
3. xxx ( 07/02/2005 17:03)
misaotra, azoko ka, fa mba mety ho tia ahy ihany ve izy hozy dry ?
4. booboo ( 07/02/2005 17:08)
fa maninona ianao no manahy ôtra zany ?
5. xxx ( 07/02/2005 17:09)
sady zao booboo a, za zao efa handray 27 ans, tsy te hilalao firy tsony ! efa mba ela ihany zay niharahanay zay nefa izy tena tsy rotitra amizany mintsy
6. chipie1 ( 07/02/2005 17:11)
mety misy antony ao matoa izy tsy rotitra !
7. xxx ( 07/02/2005 17:19)
inn aki chipie? za efa nolazaiko azy fa efa mba te hiteraka aminy, ny situationay koa misy fa tsy hoe tsy misy dia tsy hitako izay andrasany
8. booboo ( 07/02/2005 17:22)
zay ! dé anontanio tsara an'azy lé antony. Refa mamaly boraingina izy dé aza forcer-na hamaly. fa iresaho ny raha tsapanao rehetra ny @ tsy famaliany mazava ny fanontanianao. Tsy maintsy ho voadona kely ny fony dé hamaly anao izy...angamba ( ny anà klou zay ny fanaoko refa milentika izy e )
9. xxx ( 07/02/2005 17:24)
booboo izy lazainy fa hoe tsy mbola amizany mintsy, tsy fantatro ndry na efa niteraka fa ny ahy efa masaka be ato antsaiko ilay izy.Lasa mahasorena azy aza refa mahita ahy mijerijery ankanjon'ankizy ireny.
10. chipie1 ( 07/02/2005 17:35)
fa firy taona no niarahana ? sao de hifandany zara fotsiny , ka tsy mety oe??
araka ny lazainy i booboo io le oe tsy moramora le izy. Miresaha tsara ianareo :-*
11. fitiakely ( 07/02/2005 18:19)
ny lehilahy hoa indraindray tia tena, tsy aiko e :evil:
12. zakilinina ( 07/02/2005 21:23)
Dray! Aza fitahinao izy ry maso.
Asio vavaka ry xxx fa hisosa ohatran'ny rano io.
13. xxx ( 08/02/2005 09:10)
Chipie efa 5 taona akia no niaranipetraka.Za aloha tia azy e.Mety marina ny andry fa dia mbola hanao fiainana vaovao indray ve ?
Ramaso za tsy hanao izany mihintsy ka. Misaotra zakilina a !
14. sechat ( 08/02/2005 09:48)
xxx> raha mbola tsy @zany izy de anontanio izy hoe @inona izy zao, de rahoviana izy vao ho @zany.
Ny miresaka ihany no tena fanafodin'io. Teneno aminy mazava daholo zay eritreretinao, tsy mikitakita, tsy mila vaniny, teneno izy hoe sarotra be le mionona fotsiny @ valy boraingina, de mangataha fanazavana avy any aminy.
Rehefa tsy mety izy de mionona fa efa tsy izy zay.

"Mety marina ny andry fa dia mbola hanao fiainana vaovao indray ve ?">
De maninona anefa? Ny fitiavana mora afindra hozy lé fitenenana zay. ;-) na firy taona enao na firy taona mahita foana.
15. nikopol ( 08/02/2005 10:02)
sechat aiza kosa e? raha mbola tia be anle bandy le sipa dia atao ahoana?
tena mora hafindra ve le fitiavana ? :D
16. sechat ( 08/02/2005 10:08)
nikopol> ny fitia anie toy ny ketsa...ka mora afindra.
Fa rehefa mamindra azy fotsiny de aleo mba any @le tany tsara ;-)
17. nikopol ( 08/02/2005 10:15)
firy ny taninketsan-dry zao sechat ?

xxx resao miadana ihany izy sao mbola tsy tsapany ny fitiavana te hiteraka marina
18. sechat ( 08/02/2005 10:25)
iray ihany. momba tsy mieritreritra mamindra ketsa a fa tsara be le tany ato =)) =)) =))
19. nikopol ( 08/02/2005 10:55)
sechat iray ve dia ampy,tsy ho lasa mpanondrana vary mihintsy madagascar raha izao.
20. sechat ( 08/02/2005 11:08)
koa raha be haombary ve tsy aleo ariana? :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2011