za te hiteraka nefa izy tsy mety

41. Tenio ( 14/02/2005 12:01)
Aza mifamandrika kosany aloha e!na zavatra tokony hilamina aza lasa ho olana.
Anontanio izy hoe rahoviana izy izany vao ho vonona dia valiny mazava tadiavina( avec politesse )
42. booboo ( 14/02/2005 12:27)
43. booboo ( 14/02/2005 12:30)
Lolly>bah ! samy manana ny fandresen-dahany eo @ fiainany ( novaliako ato fa miala tsiny ô )
poupou> hihihihi
44. youp ( 14/02/2005 12:31)
mba te hanampy anao @izany olana izany aho!
45. Ramaso ( 14/02/2005 13:42)
booboo> marina izany akia a.. nenah zao tonga de aataoko pratik eto le fandresen-dahatra
46. pony ( 15/02/2005 07:48)
tenio> @nao rà anotaniana zany le bandy ka rà toa bôla tsy vonana fonany izy dé ahoan (lé politesse io an!)Fa rà ohatra kosa any @ faha 50 taona anao izy vô vonona dé ahona????? meteza énao eo @ toeran'i xxx fa rà tonga faha 30 taona dé mazava fa ny vehivavy (tsy ny rehetra io an!) te hiteraka sady ny fanabeazana koa anie bôla eo.Ka fanotaniana tsotra ny ahy énao zany hiandry zay havonanany eo na rovina na rovina na an! Valio sincérement zà azafady , dé mba ataovy sérieux fa atoko fa misy matahotra ny hijery ny tena réalité fa bà té hapiresaka fotsiny.Asa rà mety hafinaritra anao rà 50 taona énao vao hitaiza na vao hiteraka rà toa moka ka tena té hiteraka énao eritrereto kely fotsiny anie é!
47. Iriniaina ( 15/02/2005 08:15)
eritrereto fa sao dia mifandany andro tsy mahasoa eo ry xxx a!
48. fijo ( 15/02/2005 21:24)
marina io an'i iriniaina io ka.ny andro lany ny kiraro lany.
49. jhouhlambout ( 16/02/2005 09:15)
dia lany fotsiny eo ny fotoana @ ^:^
50. pony ( 16/02/2005 15:59)
jhouhlambout > :-D :-D :-D zany kosa no marina kou!
51. xxx ( 16/02/2005 16:40)
Misaotra betsaka ry reto an. Efa dimy taona zao zahay no niaranipetraka. Ary efa samy miasa daholo, efa ela ihany. Za aloha tsy te hamandrika zany, satria any aoriana any tsy fantatra raha hifandatsa.
52. fijo ( 17/02/2005 23:45)
izay mihintsy.ohatry ny mahalasa saina ihany mantsy izany 5 taina izany nefa mbola mihazohazo le
53. Ramaso ( 18/02/2005 13:28)
resao izy de ajanony ny pilil de omeo ny kikizy ny kapoty hataony balom de reveo manja
54. booboo ( 18/02/2005 13:40)
:-D
55. Ramaso ( 18/02/2005 17:59)
kozy zany raboob's an
56. poupounesana ( 19/02/2005 14:31)
te hanampoizina ny kikizy le ramaso kay han
57. ikaretsaka ( 20/02/2005 04:16)
tsy efa niasa kosa e
58. majakely ( 21/02/2005 15:06)
Aza matahotra fa ho tonga ho azy ny faniriany hanan-janaka aminao , fa moa ve mbola tsy manana any an-kafa izy ?Sao mantsy ka ........
59. fijo ( 21/02/2005 23:22)
5 taona ve nama tsy hisy raha fa tena misy olana ao le
60. ikaretsaka ( 22/02/2005 00:26)
mahagaga tokoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5922