za te hiteraka nefa izy tsy mety

61. ikaretsaka ( 22/02/2005 00:27)
mahagaga tokoa
62. fijo ( 22/02/2005 23:23)
mila mailo ianao ry namana fa tena mahalasa saina izany kle
63. Ramaso ( 23/02/2005 05:14)
miodina ny 1 @ zany le!
64. fijo ( 23/02/2005 22:44)
tsy hay ,tsy hay
65. xxx ( 24/02/2005 11:00)
xxx:

Mba ahoana akia ny hevitrareo fa izaho efa mba te hiteraka fa izy milaza fa tsy mbola vonona amizany? tsy tia ahy ve izy sa ?
Mba ataovy serieux le resaka azafady




Zao ary e rehefa tonga fotoana maha masaka ny atodina ianao de anoraty aho fa tonga de hametra hatsika zavatra ao
66. fijo ( 24/02/2005 23:49)
izay le resak'x le
67. poupounesana ( 28/02/2005 08:41)
d maninn koa ary i xx no tsy mitonona anarana so misy hafa interessée @ xx ane
68. fijo ( 28/02/2005 23:04)
asa re ry kala
69. Iriniaina ( 02/03/2005 08:16)
efa te iteraka aminizay ve le izy ry xxxx? :lol:
70. Rambofrau ( 03/03/2005 17:05)
Tsy mety miteny mihintsy i XXXXXhoe efa mpivady sa miaramioetraka fotsiny. Raha mbola tsy misy na inona na inona mampifamatotra anareo mantsy dia mety micomprendre an'ilay lhl ihany aho.

Raha mbola tsy mpivady ianareo, maninona raha atao par etape eh?????atao soratra aloha na mariazy , avy eo lojika be tonga ho azy ny zaza.

Fa raha efa mpivady ianareo nefa izy mbola tsy te...dia misy raha ao.
71. poupounesana ( 05/03/2005 13:40)
ie! ka inn vaovaon' i xxxx tary @voalohany ao eh? efa hanana neveu na nièce v zahay ato @forum eh?
72. fijo ( 09/03/2005 22:17)
toa efa vonona be hono lery ko
73. blondin ( 22/03/2005 17:49)
I xxx izany efa te hanao zavatra mivaingana ka tsy aleonao ve ry xxx miaraka aminy amin'izay mba laza yyy (zazakely bedabe) :-D
Dia mandeha @ filazana rehefa avy eo fa hoe nisy zazakely teraka teto @ namana.serasera. Tsy ratsy an! =D> ^:^
74. fijo ( 25/03/2005 00:07)
miteraha ka mamenoa ny forum e
75. poupounesana ( 29/03/2005 13:48)
zy indrindra mantsy eh
76. fijo ( 30/03/2005 21:14)
lasa poupou an
77. poupounesana ( 02/04/2005 06:58)
i xx zao no sizé fa tsy zà ry fijo ah! ary maninn marina moa enao raha mba atao rainjanaky ny ato @ forum eh! sa tsy mety i xxx?
78. fijo ( 04/05/2005 21:38)
an an za kosa ve dia hanary taranaka kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2209