za te hiteraka nefa izy tsy mety

21. chipie1 ( 08/02/2005 11:42)
xxxx sao dia ivadika fitiavatenany aza le izy raha efa dimy taona zany kosa ve?? asa nefa? tsy misy afatsy ny miresaka akia ! de mahereza :-*
22. Nananie ( 08/02/2005 11:48)
Ary tsy mety ve ra tonga de atao surprise. Le fait accompli, izy mety tsy hiala, ary mety ho tia an'le zaza.
23. booboo ( 08/02/2005 12:12)
tsss aiza kosa e ! forcing beee zany
Tsy misy afa-tsy ny miresaka tsara fa lé refa miresaka koa nefa tsy oe ny hevitry ny tena no asesika ao an-dohan'ilay iray satria oe mitombona ; ilay iraika koa manana ny heviny izay mety mitombona aminy. Dé raha samy tsy hisy hihaino ny iraika dé tsy hahita solut° mitsy fa lasa resaky ny marenina samy marenina :^) :^)
24. sechat ( 08/02/2005 12:29)
hihihihihi booboo o^o o^o
25. fijo ( 08/02/2005 21:42)
miresaha tsara aminy dia lazao fa ianao dia efa te hiteraka ka tsy te hiandry ela intsony.raha toa izy milaza fa amin'ny herintaona ok.andraso fa raha hoe "ho hita eo e" ialao pas fa tsy izy izay."
26. ikaretsaka ( 08/02/2005 23:36)
na azo atao koa iay rehefa samy zakany iny de nenao ajanona ny pilil moa rehefa avy mmifandamoro kely eo ianareo dia tsoahy moramora @ izay ilay fimailo de teneno izy hoe vonona aho ..
fa manao izy!
27. fijo ( 09/02/2005 05:41)
he he he sao dia vita iny dia iny izy n tsy hita le
28. Nananie ( 09/02/2005 11:43)
Tsy resaka forcing mintsy 'zany. Hapahafirin'ny accident moa io?! ôtran'izay nolazain'i Ika 'zay we ajanona ny pilule. Ary raha tena tia le bandy de tsy mi-pas 'zany. asa alou kou...
29. poupounesana ( 09/02/2005 14:33)
xxx ah, sarotra hoan'ny lelà ny pasazy miala @ "lelà" mankany @ "papa" mety mbola tsapany fa mbola tsy vonona izy d aza terena izy so d miala pa araky ny nolazain'i fijo tokoa (sady hafa ihany ny zaza irian'ny RAD toy izay le askiden reny) mialatsiny si c cruel hoan'ny sasany)
fa azavao aminy daolo ny antony tianao iterahana (oh:ny taonanao,ets...) d rassureo izy e hoe tsara ange zany papa zany hoe na d tsy mora aza eh
30. booboo ( 09/02/2005 15:02)
zay mitsy !
poupou>tsy asiako ^:^ na zany aza hihihihihihi :-P
31. vegas ( 09/02/2005 18:48)
non non non nananie,tsy mety zany surprise zany. vao maika ihitatra any amin'ny tsy ampozina ra miditra amin'izay enao. refa tsy vonona zay io de tena tsy vonona fa aza forcéna. azavao aminy daholo ny zavatra hitranga refa tsy hiteraka ato ho ato nareo. ny efa poinsss aloha de tsy ahita zafindoalika lery. :roll: :roll:
32. fijo ( 09/02/2005 22:08)
izay mihintsy.le surprise io indraindray mahatonga tselatra hafa ka aleo tsy atao.
33. Rambofrau ( 10/02/2005 15:59)
XXXXX;efa mpivady angaha ianareo sa mbola miaramipetraka fotsiny???????mety ho izay koa ilay izy.

Misy marina aloha lhl tena tia tena be ary tsy mieritreritra afatsy ny tenany dia matahotra izy rehefa misy zaza fa hiova ny fiainany.

Resaho mora izy dia anontanio azy ny antony eh.
34. fijo ( 10/02/2005 23:12)
omeo fotoana izy e.dia hitanao na hety na tsia
35. Nananie ( 11/02/2005 11:35)
Betsaka ny effet @ le surprise. Mety ho tsara, mety ho ratsy. Mety iny koa anie no ampihiratra ny masony e! De toute façon, an'i xxx ny décision.
36. pony ( 11/02/2005 17:02)
hono hoaho ry xxx, ra concubinage nareo dé tsy té handray responsabilité izy zany; ra ohatra ka mpivady kosa nareo dé ataovy le surprise otriny nolazain'i ika sy nananie satria tiany fona io refa eo.
Fa tsy midika akory hoe forcins araka ny filazan'i booboo!Io anie fianana olona roa é!fa tsy hoe zay tiany i hannn na i hann. matoa miaraka dé complémantaire zay
37. Lolly ( 11/02/2005 17:39)
Miom-bikevitra aminao aho ry Pony. Amiko, somary hafahafa ihany izany vehivavy tsy niheritreritra fanambadiana izany tamin'ny fahazazàny. Raha tsy hoe booboo dia anisan'ireo olona ankehitriny izay efa lamôdy be 'reny e. Eny e! Rehefa izay moa ny fikasany dia tsy omen-tsiny izy.
Ny ahy kosa aloha efa hatramin'ny mbola kely dia nieritreritra ny anambady. Ary amin'izao fotoana izao dia tanteraka ny faniriko.Ary manosika hatrany ireo izay mikasa ny hiroso amin'ny fanambadina.
38. Lolly ( 11/02/2005 17:42)
Tena miala tsiny aminareo aho fa tokony tatsy amin'ny ilay loha-hevitra hoe tamin'ny mbola kely[/i].
39. poupounesana ( 12/02/2005 08:58)
booboo! :wink: :lol:
zay marina alou ny fanotaniana toony apetraka @xxx eh, efa marié legalement nareo sa miaramipetraka ihany? ary raha mbola concubins nareo, te hiroso lalindalina v? sa hijanona eo? rah efa mivady legelemnt nareo d tonga d apetraho ny zazah fa mba atsipazo kely @lery ihany ny teny alohan'y anajanonana ny pililina!
40. Tenio ( 14/02/2005 11:58)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.437