Tarigetran\'ny mpanjono ho an\'ny taona 2005

1. xxx ( 03/01/2005 09:46)
Fihirana 3o3 :
\"raiso ka arotsahy ny haratonao\"

......

(hitohy)
répondu par ikaretsaka le 13/02/2005 19:56
2. betty ( 03/01/2005 09:49)
Dia mampiasà harato vaovao........... (2005) :p
3. lanto ( 03/01/2005 09:51)
Mandrosoa am lalina kokoa, miandry anao ny ranomasim-be karajia
4. betty ( 03/01/2005 09:52)
hihihih
5. betty ( 03/01/2005 09:53)
Miakara miakara ianareo ry trondro...
na karpa na tilapia..........
6. lanto ( 03/01/2005 09:54)
\"Ampio ny namana hampiakatra ny haratony fa aza alaina ny hazany\"
7. lanto ( 03/01/2005 09:56)
Filazana : misy trondro vaovao : sisety no anarany...tandremo fa manindrona !
8. betty ( 03/01/2005 09:58)
haiiiii tena maninjona be v? hihihih ialao pà kle
9. fanja1 ( 03/01/2005 09:59)
hihihi inn re ty e? :-D
10. xxx ( 03/01/2005 10:00)
Aiza ho aiza alou le misy anlé tsindrona sô de azo ialana ihany :p
11. lanto ( 03/01/2005 10:01)
hihihi
12. sechat ( 03/01/2005 10:07)
:-D :-D :-D resa-trondro tsssss
13. mihanta ( 03/01/2005 10:11)
vava amidy fa ny jono tsy mangidy
14. mihanta ( 03/01/2005 10:12)
ankafizo ny manjono amzay bb nono
15. mihanta ( 03/01/2005 10:13)
raha t ho voky sisety d aza manjono en kasety
16. lanto ( 03/01/2005 10:16)
manjonoa miharihary fa hanampy anao ny voary
17. mihanta ( 03/01/2005 10:19)
trondron\'ny mpanarato raha tsisy nify aza mitsako :°)
18. kinaoly ( 03/01/2005 10:52)
ôklou za hijerjery fa za mbola miantsy tsonjo sa sisety ngezangeza
19. kinaoly ( 03/01/2005 10:55)
ôklou za hijerjery fa za mbola miantsy tsonjo sa sisety ngezangeza
20. betty ( 03/01/2005 11:19)
manjonoa @ andro atoandro @ zay ianao tsy voaharo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0928