Tarigetran\'ny mpanjono ho an\'ny taona 2005

41. mihanta ( 04/01/2005 13:02)
io misy tsonjo jhoulambout fa aza d mirotoroto :-D
42. tenio ( 04/01/2005 16:17)
mihantaé> jonoinay daholo na trondrom-bazimba na trondron\'inona na trondron\'inona, afa tsy trondron\'anosy kosa angambany.
43. sechat ( 04/01/2005 16:18)
:roll:
44. watafon ( 05/01/2005 05:36)
ny tsonjo misy taolany ihany v no azo jonoina sa ? mahavariana mantsy zany tsonjo miantso mpanjono zany kle?
45. tsiperifery ( 05/01/2005 10:56)
mitady tsonjo mahihia...hamenoana ny vilia...
46. sangojy ( 05/01/2005 11:21)
aza mampiasa harato fa fintana ampiasaina, sao de mahazo fozakely reny kou an, de sisety atao appats eh, mazahou daoly! 8-)
za tsy te ho kenda :roll: aza tia tsetsitsetsitra
47. chipie1 ( 05/01/2005 12:31)
tsiperifery> fa raha tsonjo matavitavy ...ve?
sao de mety hampanavy?...
48. kinaoly ( 05/01/2005 13:29)
lehibe aho zao, tsy hisisetisety tsony :-P
49. sangojy ( 05/01/2005 14:00)
tsy toy tam taona lasa...
nisy nampianatsa nanjony !!!
:-D
50. tenio ( 05/01/2005 16:28)
sangojy>fihinana koa na fozakely aza kah, na sobabaka aza tsy maninona, sitrany ahay vaza-mihetsika. Aleo mihinana kely toy izay mandry fotsy hoy ny Ntaolo.
51. yonikafopl ( 05/01/2005 18:55)
reny tsinjo kely reny mihintsy no tsara fa lany mbamin\'ny taolany kou :-D
52. chipie1 ( 06/01/2005 08:45)
53. watafon ( 06/01/2005 09:36)
atao friry satsy zay mou ?miam !!! fa tsy tsonjofopl an !! :-D
54. sangojy ( 06/01/2005 10:00)
tenio, yonikafopl> nareo mpankafy \"kely\":
55. chipie1 ( 06/01/2005 10:52)
aona kou zany telimoka misabaka?
56. tenio ( 06/01/2005 11:20)
:-D
57. tsiperifery ( 06/01/2005 16:19)
Tsonjo matavitavy manao telimoka sôbakakakely misabaka !!
Tanjemo sô manavy, tsy mahatsatsa taona ho avy !
58. ikaretsaka ( 06/01/2005 20:31)
fintana be mifaraingoka
za tia tsaingotsaingoka
miady de fifampi dance .. nena style maingoka
59. mihanta ( 02/02/2005 13:42)
tsy nisy tazana ny mpanjonongamba nangatsiaka d lasa nifono
60. chipie1 ( 04/02/2005 21:04)
:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1038