Tarigetran\'ny mpanjono ho an\'ny taona 2005
26. tenio
(
03/01/2005 14:27)
Ny mahagaga anie de zao e! toa ny tsonjo indray no miantso mpanjono.
Miainga namako ô
Za no mibaiko
.............................................................
Miainga namako ô
Za no mibaiko
.............................................................
27. sechat
(
03/01/2005 15:07)
tsy le kankana ve no mibaiko @zany ry tenio? ooooopppppss hay mou tenia le izy :-D :-D :-D :-D :-D :-D
28. yonikafopl
(
03/01/2005 21:09)
hihhih aiza le ranomasina hanjonoana??, tsy kankana zany no ampiasaina fa sisety sy fanindrona lol
:-D
:-D
29. sangojy
(
03/01/2005 21:16)
Tokony raràna ny manjono am zao fa risk de ntsunamis, sady sao de misy fofona sy aretina ny rano amin\'izao, tonga hatrany am mediteranée ange ny rano avy any asie du sud eh, asakasakareo adala ntsonjo alou fa de mazoutou izany eh :roll:
34. ikaretsaka
(
03/01/2005 23:38)
ny trondrom-mbazimba no ahiako fa hiolana eo izay tsy tokon6y hiolana
35. ikaretsaka
(
03/01/2005 23:39)
ny trondrom-mbazimba no ahiako fa hiolana eo izay tsy tokon6y hiolana
36. sangojy
(
04/01/2005 09:23)
booboo> efa arako kah! fa aleo iany wa adalantsonjo eo fa votsindrona marary eo vo we tsako tsy re ka kenda 8-) vo dony ah reto ah! :-D