Fiantsoana ny karazambola gasy
1. loockx
(
03/12/2004 03:53)
Inona marina ry zareo no tena nahatonga ny niantsoana ny vola amin\'ny argot gasy we kodiny (ariary), keta (ar 2), mavo (ari-4), zaza (ari10), sarii (roapolo), klou (ari100), kala (200 ), gala (arivo)
répondu par naritsimba le 08/12/2004 11:58
8. ikaretsaka
(
06/12/2004 05:51)
lam (ronjato)..
-Ny naha sarii ny sarii dia ilay sarina tracteur mitarika charrue ao ambadika.
-Ny naha Kala ny kala dia nisy sarina ramatoa be satroka izay ny 5000 taloha
-Ny naha sarii ny sarii dia ilay sarina tracteur mitarika charrue ao ambadika.
-Ny naha Kala ny kala dia nisy sarina ramatoa be satroka izay ny 5000 taloha
10. naritsimba
(
07/12/2004 06:23)
ny kodiny=singany =iray
ireo argot ireo dia niankina t@ sary teo @ ilay vola, ny gala izao dia nisy sarin\'ny Gallieni ny 5000fmg taloha dia nohafohezin\'ny oll taty aoriana fotsiny ary dia tsy misy izay tsy mahay an\'ireo @ izao rehefa tanora.

11. ikaretsaka
(
07/12/2004 06:33)
izay mihitsy
dia izany ny nagatonga ny teny hoe Drala koa (avy amin\'ny teny hoe dollar tenenina haingana.. maneno toa an\'io ny dollar raha Texans no miteny azy)
ny Parata (vola nampiasain\'ny arabo fahiny)
dia izany ny nagatonga ny teny hoe Drala koa (avy amin\'ny teny hoe dollar tenenina haingana.. maneno toa an\'io ny dollar raha Texans no miteny azy)
ny Parata (vola nampiasain\'ny arabo fahiny)
12. ainakelyio
(
07/12/2004 07:21)
Aza be fanadinoana é ! ilay taty aoriana toa adinonareo leaka à! . Ny TIM.( iray alina kodiny)izay ihany kaloha fa ...... :}
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ainakelyio le 07/12/2004 07:22
13. naritsimba
(
08/12/2004 11:58)
Ny TIM dia 50 000fmg satria misy sarin\'ny bulletin\'ny TIM t@ fifidianana ilay vola.