Ny inona no mahasambatra kokoa
1. ari.malala
(
16/06/2004 12:14)
Ny mitia sa ny tiavina? Misokatra ny adihevitra.
répondu par palmbeach le 24/08/2004 09:56
2. unik
(
16/06/2004 12:22)
izy roa mitambatra!
oh: sady tian i ari.malala no tia azy koa= sambatra!
oh: sady tian i ari.malala no tia azy koa= sambatra!
5. angie
(
16/06/2004 12:39)
raha @ mahaolona dia ny mandray no mety tiana kokoa fa raha @ maha kristiana dia ny mitia ary mahafoy hatamin'ny aina ho an'ilay olon-tina. tsy hoe mamono tena no tiako lazaina an sao mantsy aaato misy voany depression.
6. booboo
(
16/06/2004 12:50)
unik>mahasambatra dôl izy 2 na izany aza mahasambatra kokoa ilay mitia.
7. unik
(
16/06/2004 12:51)
angie< angah misaraka ny mahaolona sy mahakrsitianina moa: kristianina rehefa alahady fa olona tsotra rehefa andavanandro!!!
9. moi
(
16/06/2004 13:19)
Amiko dia ny mitia no mahasambatra ! ary mahasoa nefa sarotra io matoa nataon'Atra baiko hoe Mifankatiava ianareo ...
Fa misy olana angaha no mipetraka ny fanontaniana ?
Tsy tia sa tsy tiana i ari.malala
Fa misy olana angaha no mipetraka ny fanontaniana ?
Tsy tia sa tsy tiana i ari.malala
12. pam
(
16/06/2004 16:06)
Raha ohatra ianao mitia olona iray , tena tianao be tokoa izy ,de tandremo ihany ny fanehoana izany fa sao hanararaotra anao izy. Raha ohatra ndray ianao tiavina de mahaiza koa mandray izany fa tsy tonga de tafiditra lalina be nefa mety ho fitia kilalao no natolony anao .Okay
13. andryfaly
(
16/06/2004 16:50)
lasa alavitra loatra ny valin-teninareo fa io na tinao na tianao ilay olona rehefa tsy misy tsy tia ny anakiray de lasa fahasorenanana na fahadisoampanantenana ho anao fotsiny ny fisiany
18. jhouhlambout
(
17/06/2004 09:54)
Tsy misy mahasambatra ireo!!
Satria:
1°) Raha mitia olona tsy tia anao ianao dia tsy complet ny fahasambarana
2°) Raha tiavin' olona tsy tianao ianao dia tsy complet koa ny fahasambarana!!
3°) Izy roa mitambatra miteraka olana maro samihafa, inona ny mahasambatra amin'izany?????