Ny inona no mahasambatra kokoa

41. poupounesana ( 23/06/2004 05:57)
hihihi
42. ari.malala ( 23/06/2004 07:15)
tapak'hasambarana hoy ianareo, tsy maninona, fa efa ampy ho fahasambarako ilay nitia ê! hafahafa ve za?
43. pitchou ( 23/06/2004 15:19)
d nefa raha tsy tiany njy d ahoana? tsy marary fo be v?
44. fijo ( 23/06/2004 21:43)
aleo wa tiavina.
45. mimich ( 24/06/2004 09:31)
zany mihitsy!!!
46. fijo ( 24/06/2004 22:36)
ekena e.
47. poupounesana ( 25/06/2004 09:29)
aza miady ari sy fijo kah!lasa mifankatia eo han!!!
48. pitchou ( 25/06/2004 16:19)
poupounesana> tsy aleo izy mifankatia? d manao fety?
49. fijo ( 28/06/2004 22:45)
ka mety satria izy tia hanome za tia mandray .
50. pitchou ( 29/06/2004 06:32)
rahoviana ny fety? zahay efa vounn b!
51. fijo ( 29/06/2004 21:27)
ka ngaha kosa avy dia fety le.mba manokana aty aloha.
52. pitchou ( 30/06/2004 10:44)
nga tsy efa vita le manokana e! mba fety miaraka @ namana ndray zao kou!
53. fijo ( 30/06/2004 20:35)
aleo aloha haka tsirony tsara e
54. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:47)
lasa kristianina tampoka rehefa io an .. las atsy manda fnomezana
55. pitchou ( 01/07/2004 10:58)
reto d tsy andatsahana mihitsy ka!
56. xxx ( 01/07/2004 14:39)
d miverina ndray le resaka!d misy manome fotsiny ao d misy d faly handray fotsiny koa fa hitako mitsy!soa fa na manome aza mahazo ihany koa @io lafiny io
57. pitchou ( 01/07/2004 17:36)
karetsaka> hahazo teny gasy @fijo eo enao ko kristiana a hoe!!!!
58. fijo ( 01/07/2004 21:09)
tsy maninona fa raisina izay atolotry ny olona e.fahendrena izany.
59. atmos ( 01/07/2004 21:31)
Sambatra kokoa ny manome noho ny mandray hozy ny baiboly, fa za, aleoko mandray fitiavana e, gravy ange reto le tia olona nefa tsy tiana enao e......
60. atmos ( 01/07/2004 21:32)
Sambatra kokoa ny manome noho ny mandray hozy ny baiboly, fa za, aleoko mandray fitiavana e, gravy ange reto le tia olona nefa tsy tiana enao e......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3997