Ny inona no mahasambatra kokoa
21. nananie
(
17/06/2004 13:48)
Samy tsara daholo.
Fa ny tena tiako de le tiavina. Mahasambatsambatra ndraindray.
Fa ny tena tiako de le tiavina. Mahasambatsambatra ndraindray.
23. poupounesana
(
17/06/2004 16:03)
ny hany mba fantatro alou d ny mitia no mampijaly kokoa! kanefa io sentiment io d "noble" kokoa no le we tiavina!
etsy andaniny koa mahasadaikatra ihany le tiavina indrindra rehefa sendran'le oll tsy tianao ianao nefa le oll mi-insiste @nao foana sady manao mampalahelo b mitsy!
atao ahoana moa fa ny fo anie ka tsy terena eh!

25. fijo
(
17/06/2004 21:38)
ok marina io,fa raha misafidy,satria asaina mifidy isika eto dia aleoko tiavina.
26. ari.malala
(
18/06/2004 06:17)
Tsy hoe nisy olana akory fa mba fanontaniana ka!
Raha ny hevitro aloha dia ilay mitia no mahasambatra kokoa, satria mahasamabtra kokoa ny manome. Ekeko aloha fa marary ny fo raha olona tsy tia anao no tiavina, nefa kosa ao ilay fahasambarana hoe " efa nitia aho" .

29. alz
(
18/06/2004 08:59)
Lay sambatra tsy miakina amin'ny fitiavana no tena tsara. Tsy voatery ho tia na tiana fa sambatra fotsiny izao. Dia rehefa avy eo manaraka ho azy ny ambiny.
31. nati
(
18/06/2004 16:25)
eny hoa ,za koa mba miombo-kevitra @ mimich, mba omeo recette izahay Alz a!ahoana izany sambatra fotsiny izanyhoe tsy voatery hitia na tiana izany.
32. xxx
(
18/06/2004 17:08)
zay mitsy eh!argument1 tsy maintsy arahina ohatra 1.
raha zà manokana aloha d tsy d mino izany aho eh!tsy maintys ao le fitiavana eh fa mba hoe karazany hafa fotsiny le izy!oh fitiavana toaka, fitiavan-drendrarendra, fitiavana filana ara-nofo. ao @reo v le mahasambatra anao alz sa tsy ao?hihihi

33. yonikafopl
(
18/06/2004 17:40)
ny fitia mifamaly no mahatsara sy mampateza ny fahasambarana e!
sady tia aho no tiana
sady tia aho no tiana
34. pitchou
(
19/06/2004 04:22)
ny ahy arakaraka ilay olona e!raha tiako sady tia ahy izy d tena sambatra be aho mitia azy! fa raha tsy tiako kosa gay! mandreraka b ny mahita azy hoe tia!
35. fijo
(
21/06/2004 22:58)
mba hajao kosa ny fitiavany ry pitchou an.tsy fidiny azy anie e.ianao no te ho botabota kely mahafatifaty ko.
36. poupounesana
(
22/06/2004 09:04)
ntsôôôhhnaleh!
zao kosa alou han aleo kosa alou misy mpitia toy izay tsy misy fanclub mitsy eh!
zao kosa alou han aleo kosa alou misy mpitia toy izay tsy misy fanclub mitsy eh!