Ny inona no mahasambatra kokoa
61. atmos
(
01/07/2004 21:34)
Sambatra kokoa ny manome noho ny mandray hozy ny baiboly, fa za, aleoko mandray fitiavana e, gravy ange reto le tia olona nefa tsy tiana enao e......
63. ari.malala
(
06/07/2004 11:57)
Gravy le hoe tia olona nefa tsy tiana ianao hoy i atmos, fa za zao ty aho mbola mijoro sy velon'aina soa aan-tsara ko!
65. pitchou
(
07/07/2004 11:32)
d rehefa tiana anefa ry fijo d manao izay mampalahelo fotsiny? mampijaly olona!
67. ari.malala
(
08/07/2004 11:23)
Ka le mitia anie mitia tsy miandry valiny ê! Dia izay ilay mahasambatra fa raha ianao hanantena hoe refa tiko ianona d tsy maintsy tia ahy na hoe tokony ho tia ahy iny no tena marary fo enao ê! Eritrareto hoe nanome vola mpangataka enao d iny v afaka hamerina ny volanao indray, d ataovy toy izany ny mitia, mitiava fa aza manantena valiny.
68. pitchou
(
08/07/2004 18:40)
kay! atao ahoana ny fitia olona tsy tia ny tena ry ari malala? hitoto vary diavolana ka hitady fampahoriana? satria raha tsy tia anao izy d mazava ho azy fa tsy misy vidiny aminy enao fa na hampirafy aza izy tsy tokony hiteny azy enao! enao tsinona tsy tiany ko!
69. xxx
(
24/07/2004 13:39)
misy fomba fitenena izay hoe
aza mitady an'izay tianao fa tadiavo izay mitia anao
aza mitady an'izay tianao fa tadiavo izay mitia anao
72. jhouhlambout
(
27/07/2004 14:59)
Raha manao an\'izany daholo ny olona rehetra dia tsy misy fitiavana intsony :(
73. palmbeach
(
24/08/2004 09:56)
za vhv: ny tiavina am 1 tsara kokoa am fiarahana 1 fa aveo mitia ary tsy miandry takalony! ny mitia no mahasambatra kokoa satria na o ela na o aingana ts maintsy mivaly aminao foana iny