Ahona raha ny vehivavy no mangataka firaisana @ lehilahy tsy olon-tiany fa namana fotsiny
1. ben
(
11/06/2004 07:19)
Amiko tena tsy mety mitsy zany, lehilahy zay tsy olon-tianao ve dia omenao an'lay zavatra?
répondu par dily le 02/04/2005 12:31
2. rixes
(
11/06/2004 07:27)
ka mety tsy te hiaraka amin'ilay bandy izy fa mety firaisana fotsiny de izay .
4. booboo
(
11/06/2004 08:10)
ka ilay vevavy ary zany vonona ny hanome ny zava-tsarobidiny kou ! mahazaka izay mety hiseho eo aminy sy namany izy matoa manao
5. angie
(
11/06/2004 11:27)
ka io dia lay vhv foana e ny lhl ve tsy hanaiky rehefa izy no mitady. Tandrmo fotsiny sao bevohoka lay sipa avy vao hahita loza ndray isika. tandremo koa ny aretina: conclusion mba hendry zareo a hihihi
6. ari.malala
(
11/06/2004 13:02)
ka ianareo lhl koa zany tsy mazava ê! tsy manome ny vhv mahazo tsiny, manome moa blabla b mameno forum ka aiza ihany no iainana ê! izy aza tsy sarotiny ko! refa tsy mety @ sainao d teneno amim-panajana izy oe tsy mety oe fa tsika mpinamana fa aza alàna baràka kosa izy na izany aza an!
7. limizo
(
11/06/2004 13:47)
zany no atao hoe janga, mahatanty ny vokany mety hitranga rehetra izy matoa manao.
Amiko zany de amboariko de avy eo omeko moraly.
hihihihihiihiiiiii
Amiko zany de amboariko de avy eo omeko moraly.
hihihihihiihiiiiii
8. ramoul
(
11/06/2004 14:20)
limizo tsy mety kosa ra zay ndray ny fika.
Na tonga dia atao de tsy mety tsony avy eo na tonga de omena moraly.Zay ihany ny atao aminy fa tsy vitaina ny mombany de avy eo omena moraly mety tsy hanome an'lah tsony izy am' manaraka hihihi:)
Na tonga dia atao de tsy mety tsony avy eo na tonga de omena moraly.Zay ihany ny atao aminy fa tsy vitaina ny mombany de avy eo omena moraly mety tsy hanome an'lah tsony izy am' manaraka hihihi:)
9. jhouhlambout
(
11/06/2004 16:36)
-Ahona raha ny vehivavy no mangataka firaisana @ lehilahy tsy olon-tiany fa namana fotsiny?
-Valiny: EKENA AVY HATRANY NY FANGATAHANY, asa fanasoavana io ka iza indray no ho sahy handà?
-Valiny: EKENA AVY HATRANY NY FANGATAHANY, asa fanasoavana io ka iza indray no ho sahy handà?
10. fiaritiana
(
11/06/2004 17:59)
normal ihany izany satria ny vehivavy mantsy mila anona izay ihany nefa amin ny lafiny iray tokony any amin ny olona hitokisany izy no mangataka izany
12. unik
(
11/06/2004 21:18)
jhoul:5/5 ! ! !
koa entanina arak izany izay malala tanana rehetra mba hanolotra!!!
koa entanina arak izany izay malala tanana rehetra mba hanolotra!!!
14. hery
(
12/06/2004 00:57)
ny tany boribory :)
@ 12 alina any aminareo mety ho @ 3 atoandro aty aminay
@ 12 alina any aminareo mety ho @ 3 atoandro aty aminay
16. nanasy
(
12/06/2004 13:57)
refa mangataka izy de omeo e , hi hi laingako zany e,arakarany fe refa menao izy, mino a fa tsy iverina le tena mpinamana ntsony fa lasa ifanala hidihidy eo fotsiny nareo,mety enao ndray no angataka refa otrizay sa tsy zany?
18. vegas
(
12/06/2004 18:31)
Mba mailo fa tsisy sipa hanomeme zavatra amin'ny tsisy dikany eo. Mangataka aza ndraindray mila tsy ahazo ko aiza no hisy Fiour gratos tampotampoka eo? Tanjemo ry lerony fa tarank' i EVE anie ny vehivavy e. Kôpy ve lisany e?
19. jhouhlambout
(
13/06/2004 06:22)
... Ilay izy koa anie tsy hoe tonga dia manaiky e! Fa mieritreritra kely fts sao misy fika any, dia avy eo atao amin'izay(fika ou pas fika)
20. ari.malala
(
14/06/2004 08:54)
ary ireto lhl ireto tena menarana tsy mena mivadika mihintsy! Hay ve zany no itsaranareo ny vehivavy mba manimanina dia mangataka firaisana aminareo ê! raha namanareo ve dia izany no hitsaranareo anazy? Ny sasany zany d hoe taranak'i Eve hono! ary ianao ka! fa taranak'iza no niteraka anao?! andray kosa r'ireto nareo â!