Ahona raha ny vehivavy no mangataka firaisana @ lehilahy tsy olon-tiany fa namana fotsiny

41. fijo ( 29/06/2004 21:29)
ny sipa mantsy matahotra ilay resahana dia manjary manda.efa hainay ve fa raha ataonay resaka tsy ahazo intsony izahay dia mbola hiresaka .tssss
42. mimich ( 30/06/2004 07:14)
hay zany izy io?
43. fijo ( 30/06/2004 20:37)
ka dia hoatao resaka be kosa ve izay rehetra azo le.tsy ahazo intsony ny hiafarany.mba tsinjovina koa anie ny hoavy e.
44. sariaka91 ( 01/07/2004 15:52)
Reto lhl reto ipokrity daholo. Reveny ange zany énao matoa nofidiny anaovana ilay proposition e ! Raha mbo za no kofiboay, ameko any raha zay no tadiaviny. Ny satroka fotsiny no tsy hadino dia assurer-ko ny sisa !
45. sariaka91 ( 01/07/2004 18:33)
ramaso> raha lhl tsy mikopy ana ve, za milaza non, heverin'léry fa oui, vendrana be. aleoko mitady any ankafa dé laozako eo izy.
46. gandy ( 01/07/2004 19:05)
Aza miseo ho mm .. lesy fa raha mampidina ny akanjony izy dia ampiakaro dia tapitra an!
47. fijo ( 01/07/2004 21:13)
ipokirity ahoana ary.za wa mandray arytsy be resaka.
48. booboo ( 02/07/2004 05:57)
ramaso>fa ramaso angah ostéopathe sa gynéco no afaka milaza hoe " tsy mahay mipetraka ohatra an'i booboo ka sao marary eo koa ny règles " ? Aza manao izay hahasosotra sy hahasorena ramaso a ! :(
49. hentsreal ( 05/07/2004 07:53)
ataov ze mety ry zareo a mahaiza miaina @ zava_ misy alaivo ze azo alaina de odio tsita ny ambiny sa andika ny lalana faha11 le oe peo ze ...
50. fijo ( 05/07/2004 22:20)
marina io.mireve dia akipio ny maso.
51. ari.malala ( 08/07/2004 11:31)
ô r'i fijo â! zany ve d fisainana olona mbola virja? zany virja izany anie innocent tsy mahalala inon'inona ê! d aôna enao?
52. xxx ( 15/07/2004 10:34)
Aza lavina fa tonga dia tairo! matsiro be rehefa ny namana no manao aminao, Sady rehefa namana dia vitany bandy no tsy be tantara satria iny mba manger assurée foana.
53. malalaniaina ( 15/07/2004 12:03)
tena elabe aho vao tonga saina kay mou zany izyio ,
za alou tonga de mihinana fa refa avy eo manefa eh!
hiatamoka aza atao kou sendra voanjo ndray ve vao hiala azafady an!
54. fyjl ( 16/07/2004 06:12)
Tsy misy tsy vita rehefa mifanaraka tsara satria izay ataon'ny tananao havanana tsy tokony ho fantatry ny tananao havia. Rehefa samy afa-po ny roa tonta dia izay no ilaina. Koa dia mirary azy hazoto homana ny tenanay. Ary manoro hevitra we misasà tsara fotsiny avy eo de ôtsan'ny tsy nanao nin nin. hihihihi
55. mimich ( 16/07/2004 12:07)
nareo reto wa tssssssssssss
56. rivorijasoa ( 19/07/2004 04:38)
Io izany lay hoe: Izay mitady dia omena ary kristiana tsy mandà fanomezana. Tandremo anefa sao mijabaka a! :^)
57. mimich ( 19/07/2004 07:25)
:?:
58. tolotra ( 20/07/2004 13:14)
rah zah alou hoanikanina fotsiny ny mofony rah manome izy de mialah mangingina fotsiny avy teo!
59. rivorijasoa ( 21/07/2004 00:52)
Ary ramaso kay no tena specialiste amin'ilay izy a!
60. tolotra ( 21/07/2004 10:39)
avy teo de atao fanao rah milay, rehefa ramandramakah iny! odianah fanina izay ihafarany any!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3036