Ahona raha ny vehivavy no mangataka firaisana @ lehilahy tsy olon-tiany fa namana fotsiny

21. pam ( 14/06/2004 14:45)
Tsy de matotra loatra lay joba , matoa izy manao io de misy fika tetehina ao
22. jhouhlambout ( 14/06/2004 17:53)
fa atao foana aloha na izany aza
23. cutie ( 14/06/2004 18:00)
zay no atao we buddy_ fuck ry reto a. lollllllllllllllll
24. fijo ( 15/06/2004 04:32)
na buddy fuck io na livraison à dom na sipa mafana dia io voalazan'i jhoul io no marina.raiso izay homeny dia vita,ary aza rarana izy raha manolotra fa efa vitsy izao no manome zavatra fa mivarotra aby ny olona.
25. mimich ( 15/06/2004 08:36)
hafa indray zany!!!!!!, izany no atao hoe rainizafylemena ka any am-ponja no manontany asa! f
a jereo ihany sao misy ambadika izany e! iza no mahita na misy fandrika ao ambadik'izany.
26. fijo ( 15/06/2004 23:43)
mimich an,misatroka fotsiny dia vita kabary e.aza rarana izay manome fa raiso hatrany.
27. ikaretsaka ( 16/06/2004 05:48)
fomba fisainana 1 koa izay an'i fijo izay.. fa samy manan any eritreriny io
28. angie ( 16/06/2004 12:42)
rasipa aleo atao irery toy izay hidina ambany toy izany. Sa ahoana ry zareo ???
29. fijo ( 16/06/2004 21:32)
ka raha mba mila olona kosa izy amin'io fotoana io ve dia handa ilay namana?
30. johanr ( 18/06/2004 15:11)
De tena homana soa aman-tsara tompoko ny tenako d misotra d mantontany hoe ravina ndray ny manaraka.Hi hi hi!
31. alz ( 18/06/2004 16:07)
Raha ny tokony ho izy aloha dia tokony hifanampy tsara ny mpinamana e! Izay no mety hahatsara ny fiaraha-monina.
32. pitchou ( 19/06/2004 04:32)
io izany ilay hoe fananam-bahoaka v? d rehefa avy atao hoe raha mahay mamaly?
33. booboo ( 21/06/2004 14:46)
34. fijo ( 21/06/2004 23:06)
tsy izany kosa ry pitchou fa mba sendra ny fahaterena izy dia mila vonjy dia ho sahinao ve ny hanary azy.?
35. mimich ( 24/06/2004 10:03)
Pitchou> fita hoa, ssdy zay né ny tena loza, dé ianareo namany ihany rehefa avy eo no hanao laza masaka eran'ny tanan,a hoe iny an!!!!............., ny tsy misy aza indraindray foronina
36. nikopol ( 24/06/2004 14:52)
Mimich : raha tena Gentleman ilay bandy tsy mitantara na inona na inona izany e.
Aza matahotra toi.
37. manantsoa ( 24/06/2004 16:15)
Raha tena mpinamana dia zavatra mandeha ho azy izany amiko. Misy aza matetika mpivady , tsy mifankatia kokoa noho ny mpinamana.
38. fijo ( 24/06/2004 22:39)
izay mantsy.fanampiana azy io.sady raha sahala amiko tsy hitantara izany ka.
39. mimich ( 28/06/2004 10:29)
fanampiana ahoana? lé hoe fanampiana alo tsy ekeko mihitsy e!
Fijo> fa mitanisa fotsiny ô!
40. fijo ( 28/06/2004 22:49)
fitiavanamana io ka atao mangingina fa tsy hasiana resa be.
minoa fotsiny ry namana an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3266