Ahona raha ny vehivavy no mangataka firaisana @ lehilahy tsy olon-tiany fa namana fotsiny

61. xxx ( 11/08/2004 08:19)
Izay ary no tiany mety izany no tsy ampy any amin'ny koa maninona e!
mba hantero aty koa izahay raha misy any ilay mba tsara ireny a!
62. fijo ( 12/08/2004 00:01)
mihinana rehefa mahita,ary rehefa mihinana maka tsirony fa tsy hay hoe raoviana indray ny manaraka.
63. rahan ( 30/11/2004 15:19)
tsy hitako aloha ze blem e! io anie de zao e! tany fandalovana ny ety katsy aleo v manao de mba mahita karazany e! any ... anie tsy misy anzany tsouny e! manaova rah mahita e! za koh vonona hanome fahafinaretana ok! sûs mintsy e!
64. dily ( 02/04/2005 12:31)
hano leitsy a. Hitady eran'ny vazan-tany aza hataon'ialahy ko. Tandermo anefa ny ambadika sao efa nisy nialoha lalana an'ialahy tao ka ialahy no ho tratra am-bodi-olona eo ka hitaiza ny tsy namboarina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1623