fa maninona?
1. fijo
(
11/03/2004 11:19)
raha jerena ato amin'ny forum dia misy andian'olona vitsivitsy izay tena mamelona sy miady hevitra matetikaato.
mampalahelo anefa fa misy namana sasany izay tsy miditra loatra nefa koa dia fatra panenjika ireo izay pandray anjara mavitrika.
fa maninona kay no mifanenjika isika e?
mampalahelo anefa fa misy namana sasany izay tsy miditra loatra nefa koa dia fatra panenjika ireo izay pandray anjara mavitrika.
fa maninona kay no mifanenjika isika e?
répondu par bichette le 29/06/2004 06:14
2. ikaretsaka
(
11/03/2004 11:21)
ny hazo avo ry fijo halan'ny rivotra na le ohatran'ny pozina baobab ireny aza an
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 11/03/2004 11:21
3. kitjo
(
11/03/2004 13:16)
oadray,ka any afara matoa manenjika zany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo le 12/03/2004 01:16
4. fijo
(
12/03/2004 11:48)
asa fa dia misy io ato,ka mampalahelo.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 12/03/2004 11:48
5. kitjo
(
14/03/2004 17:39)
tttssss
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo le 15/03/2004 05:39
6. ikaretsaka
(
22/03/2004 20:01)
tsy afaka @ ny gasy ve io mifanenjika io e?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 22/03/2004 08:01