l'"Autre" Sexe
1. bedard
(
29/02/2004 17:30)
Salama daolo,
Tsy ny momba ny sexe amin’ny ankapobeny ( na de saika izay aza no noresahiko) no hataoko fa momba manokana ny sexualité izay lazain’ny sasany hoe « tsy toy ny mahazatra »…
Ka de nitety biblio maro za nijery boky satria toa betsaka ihany ny milaza hoe « tsy mahazo », ka ity misy azo lazaina hoe bibliographie azon’izy ireo jerijerena ( indrindra ho an’ireo olona tia vakivaky sy tia manitatra ny fahalalany), sy ireo curieux te ahafantarra zavatra, fa indrindra ho an’ireo izay mpanakiana be fahatany indrindra indrindra :
( Somary fitipitiniko ny zavatra voalaza ao amin’ireo boky tsirairay , fa raha fehezina ny zavatra voalaza ao anatin’izy rehetra de hoé : tsy resaka la mode na zavatra hafa ny resaka « homosexualité », fa efa nisy fahagolatany, ary nilaina teo amin’ny société sasan-tsasany) ankoatra mazava ho azy ny maha natoraly azy miankaina amin’ny toe-batana (hormonal). Amy teny anglisy moa ny ankamaroan’ny boky, fa rehefa te ahafantatra zavatra de tsy ho sakana akory izany.
+ THE CROW INDIANS par R.H. LOWIE
Chez les indiens d’Amérique du nord, existaient des hommes-femmes caractérisés par leur transvestisme et l’adoption de taches et attitudes féminines. Ils se mariaient et avaient des relations sexuelles avec des personnes de même sexe.
Voir aussi « Institutionalized homosexuality of the Mohave Indians » par G.Devereux.
Et « The bow and the burden strap : a new look at institutionalized homosexuality in native North America, par H.Whitehead.
Et « the North America berdache » par C.Callender et L.Kochems.
+ « Du fœtus au chamane : La costruction d’un 3è sexe inuit » par B.Saladin d’Anglure
milaza ny fisian’ny fomba iray eo amin’ny Esquimaux. Ny ankizy raha vao teraka de mandray ny anaran’ny havany efa maty tany aloha aatany antsoina hoé éponyme. Ka raha tsy mitovy sexe amin’ilay éponyme ilay zazakely de zavatra roa no mitranga : soit une sorte de transsexualisme : l’enfant est dit avoir changé de sexe à la naissance, soit on habille et on éduque l’enfant dans le genre conforme au sexe de l’éponyme.
+ « Sexual inversion among the Azande » par E.E. Evans-Pitchard
qui parle de mariage entre hommes, qui existe par exemple dans les royaumes Azandé du sud-soudan. Les guerriers célibataires pouvaient officiellement prendre pour femme un jeune garçon en versant à ses parents , comme dans tout mariage, une compensation matrimoniale. Le garçon épouse assure les tâches agricoles, domestiques et sexuelles de la femme, en attendant que le mari contracte un mariage hétérosexuel, et que lui même prenne à son tour un garçon-épouse.
+ « female husbands in Southern Bantu societies par D. O’Brien. Et, Is the female husband a man ? Woman/woman marriage among the Nandi of Kenya » par R.Smith Oboler
qui parle de mariage entre femmes, attestés dans une trentaine de sociétés africaines.
+ « Neither man nor woman : the hijras of India par Serena Nanda
milaza momba ny hijras, any Inde qui sont des eunuques travestis en femmes ( lehilahy notapahina ny balitany). Les hijras possèdent le double pouvoir de bénir et de maudire, et sont donc à la fois recherchés et crains. Lehilahy ny vadin’izy ireo.
+ « Transcending and transcendering :Male-to-female transsexuals, discotomy and diversity » par Anne Bolin et « Madonna, Erotisme et pouvoir » par Michel Dion
ireo indray de milaza ny maha samy hafa ny atao hoé transsexuels, travestis ary transgenre. Mety efa hain’ny maro ka tsy asian-teny firy.
+ fa ny tena milaza azy amin’ny fomba fahobé de ny fanadihadiana nataon’i Nicole-Claude Mathieu ( maitre de conférence à l’école des Hautes Etudes en Science Sociales, membre du Laboratoire d’Anthropologie Sociale, Collège de France, Paris.
Hoy izy hoé dans la pensée commune occidentale, il y a un recouvrement obligatoire entre la notion de sexe biologique et celle de « genre », qui a trait à la différenciation sociale des sexes. L’étude des sociétés autres qu’occidentales révèle la variabilité du contenu des caractéristiques de genre et la fragilité des frontières établis entre les sexes.
Raha azavaina tsotra ny nambarany ( anisan’ny nambarany entre autres) dé hoe tsy amin’ny alalan’ny fahasamihafan’ny fitaovam-pananahana ihany no anavahana ny « sexe », fa misy koa ny olona mety hoé sexe masculin nefa heverina fa ao amin’ny genre féminin no misy azy, izay vokatry ny société misy azy ( ohatra amin’izay ny voalaza etsy ambony etsy). Na ny mifanohitra amin’izany…
Io no antsoiny hoé divergence entre sexe biologique ( resaka fahasamihafan’ny fitaovam-pananahana) et sexe social.( miankina amin’ny fiarahamonina sy tontolo iainana).
+ « La fabrique du sexe », ity indray de fanazavana nataon’ny Marc Fellous mpikaroka ao amin’ny INSERM, profesora ao amin’ny Intsitut Pasteur.
Resaka siantifika bé le izy fa raha fintinina de izao : ny chromosome no mahatonga ny fahasamihafan’ny sexe eo amin’ny individu vao miforona. Ka ny fahaforonan ‘ireo fitaovam-pananahana ireo dé mianikina betsaka amin’ny resaka hormones ; mitovy tsy misy valaka ny organes génitaux mandritra ireo premières semaines ny embryon humain, fa miova bika sy endrika izy ireo aty aoriana vokatry ny hormones , ka ny testostérone sy ny hormone anti-müllérienne ohatra no mampiova ilay organe ho lasa pénis.
Ka eo indrina amin’izay resaka hormone izay, voalaza ary fa samy ahitana hormone lahy sy vavy ao amin’ny individu iray. Ka raha ao amin’ny lehilahy ohatra somary betsaka lotra ny hormone féminin de mazava ho azy fa « baiko mifandraika amin’ny filan’ny vehivavy no azon’ny vatany momba ny filàna ara-nofo » nefa izy ara-batana de lahilahy, na koa ny mifamadika amin’izany ho an’ireo vahivavy diso be hormone mâle.
Zany hoé inona no azon’iny olona iny hatao fa ny « toe-batany » no efa toraka izany ? ? ? ?.
Ary famaranana, voalaza ihany koa fa rehefa mety zava-manan’aina misy hormone de mety iharan’ity avokoa, noho izany dé hita ihany koa ity trangan-javatra ity amin’ireo zavaman’aina hafa ankaoatra ny olom-belona. Ohatra hoé un lapin mâle qui kiffe un lapin mâle… nefa ve izy ireny de lazaina ihany koa hoé « adala tsy mana-tsaina » araka ny sasany ? ? ? ? ?
Famitinana : samia isika mandala ny antsoina hoé Tolérance fa samy manana ny maha samy hafa antsika isika tsirairay avy…..
samia salama.

répondu par ramaso le 23/03/2004 16:17
2. bice
(
01/03/2004 19:48)
fa bedard nga pelaka?
1. Andriamanitra tamin`ny nanao olla de tsy nieritreritra hoe hanamboatra lehilahy faharoa izy raha hanome namana an`i Adama
2. Amin`ny fomba ahooana no hanomezan`zany olla mitovy sexe zany taranaka? Mbola mifanohitra amin`ny sitrapon`Andriamanitra ihany koa io
3. Amin`ny manaraka ndray

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/bice le 01/03/2004 19:48
3. hendry
(
01/03/2004 12:03)
Zavatra hafa mintsy: inona ny mahatonga an´i bedard handalina mafy ny momba ny homo??? Tsy voatery valiana nefa fanontaniana manitikitika.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 02/03/2004 00:03
4. peluche
(
01/03/2004 14:05)
lava lotra ilay message,zarao roa @ manaraka,mankarry maso ny mamaky azy na dia te-hamaky aza
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/peluche le 02/03/2004 02:05
5. tenio
(
01/03/2004 14:45)
Inona l'ty ity resaka lavabe mandany jiro ity an!, tsy misy azoko intsony sanabavy.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tenio le 02/03/2004 02:45
6. vindy
(
01/03/2004 16:14)
tô lava be, saika hamaly ihany ah fa tsy vôvakiko hatramin'ny farany de sô de ôrsujet de aleo tsy miteny kou, sa andraso imprimer_ko de any antrano vakiko de rapitso ah mamaly. zay angamba no mety kou.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/vindy le 02/03/2004 04:14
7. fijo
(
02/03/2004 11:00)
hendry a,izaho dia hetero ary tena tsy ho homo mihintsy nefa dia tia mandalina ny momba ny homo koa.izao no tadidio.raha te ahalala zavatra iray ianao,na hankahala na homba io zavatra io,dia hianaro aloha ny momba azy vao miteny.tsara mihintsy io fampalalana io mba mety haniratra ny masom pisainana'ny sasany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 02/03/2004 11:00
8. tenio
(
02/03/2004 19:44)
Miala tsiny leisy ra-Bedard fa na dia te hamaly aza aho dia tsy dia nandia fianarana loatra moa ny tenanay koa dia tsy azonay ilay message lavabe.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tenio le 02/03/2004 19:44
9. vindy
(
02/03/2004 20:30)
bedard>raha miampy porofo ara-baiboly io zay vô tena izy, fa ankoatra izay tsy misy dikany, fa dia siasian'ny olona fotsiny.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/vindy le 02/03/2004 20:30
10. donemaskit
(
02/03/2004 10:55)
azo fintininva ve azafady ?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 02/03/2004 22:55
11. six
(
02/03/2004 12:48)
sady zay tsy dia manam-potoana be hamakiana le loha-hevitra lava be!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/six le 03/03/2004 00:48
12. fijo
(
03/03/2004 09:01)
raha ny baoboly no handrasana dia hivoa eo ny fasana hoy ilay fiteny.
raha fintinina tsotra dia izao.tsy fanahiniana ny maha tonga ireo zavatra ireo,ka aoka mba samy hifanaja isika olombelona.
raha atao hoe meloka ireo.aiza ilay hoe:"tahaka ny namelanay ny meloka taminay"?sa tsianjery isakiny alahady fotsiny iny fa ilay fiziriziriana ihany no tena izy?

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 03/03/2004 09:01
13. six
(
03/03/2004 18:16)
misaotra fijo
tsy hoe tsy tia anie fa milaza le tokony ho izy, tsy hoe mitsara ko sy tsy hoe mfanaja, aona moa no tsy hifanaja?

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/six le 03/03/2004 18:16
14. bice
(
03/03/2004 09:32)
fijo> mety ho lasa pitandrina ihany ise fa aza kivy
zao anefa, ra ho an`ny kristianina dia ny baiboly no fototra hitondrana ny fiainana
zany akory tsy midika hoe hanaraka am-bokony an`io fa mbo jerena ihany ny fivoarana amin`ny lafiny retraretra
hi

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/bice le 03/03/2004 21:32
15. hendry
(
03/03/2004 11:02)
fijo> efa mazava be ilay foto-pisainana hoe: raha te hahalala zavatra iray dia mila mandalina. Zaho koa mba tsy homo nefa tia mandalina momba ny homo, tsy athée nefa tia mandalina ny mahatonga ny olona ho athée sy
ny sisa.
Fa fanontaniana miantefa @ i Bedard manokana ilay izy satria mety hanampy ny hafa hamaly ny hevitra arosony ny fahalalana na homo izy na tsia. Ary mbola nampiako hoe tsy voatery valiana satria tsy manana droit hahalala ny vie privée-ny aho normalement.

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 03/03/2004 23:02
16. fijo
(
04/03/2004 11:19)
six>"milaza ilay tokony ho izy"?fa iza no nilaza fa izay no tokony ho izy?iza no nampiditra ny baiboly tany mada,tsy ny vazaha.aiza no be homo indrindra,tsy aty.nefa ilay izy aty ekena.
le holasa pitandrina kosa aloha tsy hisy izany e.ny tenako ihany no tandremako.

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 04/03/2004 11:19
17. bice
(
04/03/2004 09:05)
fijo> ny olona nge less samy te hitandrina ny tenany doly nefa le zavatra tsara de eo no misalasala
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/bice le 04/03/2004 21:05
18. bice
(
04/03/2004 09:10)
fijo> ny olona nge less samy te hitandrina ny tenany doly nefa le zavatra tsara de eo no misalasala
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/bice le 04/03/2004 21:10
19. bedard
(
04/03/2004 10:09)
salii,
f'angaha rehefa homo ihany vao lina amin'ny zany resaka izany????
ny filazana miverimberina eto hoe " tsy mahazo" no nanosika ahy hanitatra ny fahalalako momba ity zavatra ity...za dé olona curieux de nature ary olona tsy tia manabosaka hevitra raha tsy nahitako fotony sy base mazava tsara (tsy ohatry ny sasany avy de efa milaza fa tsy mahazo nefa de mbola manakina sns...) ahoana ny fomba hanakianana ny zavatra tsy azo...
tany amin'ireo sivilizasiona voalaza etsy ambony ireo de efa nisy io zavatra io (nefa tsy mbola niditra tany ny Baiboly), ary misy boky hafa novakiko aza momba ny niandohan'ny olom-belona araka ny finoan'ny sivilizasiona hafa ( adinoko ny reference fa entoko eto koa amy manaraka), fa ny tadidiko fotsiny de misy iray izay mino fa lehilahy samy lehilahy no niandohan'izy ireo...ilay iray kosa milaza va niteraka samy irery ilay vehivavy niandohan'izy ireo.
tsy dé idirako lalina ny resaka Baiboly aloha fa hatramin'izao de mbola tsy misy afaka milaza hoé mahay manontolo ny teny miafina ao anatin'ity Boky iray ity, fa ny fandikana azy "bontolo" no betsaka...raha za manoakana ohatra za mamaky lé hoé "fa ny manao hoé " tiava ny namana tahaka ny tenanao no didy lehibe indrindra"...de ny andikako izany zao de hoé rehefa tinao amin'ny fitiavana madio ny namanao ( n'inon'inona endrik'io fitiavana io, ne eo amin'iza na iza, de izay no lehibe indrindra....
na koa lé fa "iray ihany isika ao amin'ny tompo, tsy hisy ny andevo sy ny andrina, ny maintsy sy fotsy, ary ny Lahy sy Vavy".....dé inona zao no fandikanareo izany ?????
zavatra sarotra noho izany ny fakana reference amin'izy ity. Ny hitako fa mety indrindra de ny fahafantarana le olona voambara fa homo.
Ny ahy manokana dé hitako fa natiora tsy azo iadivana...raha enao milaza ho normal io, azonao azavaina ve hoé inona no mampidoboka ny fonao sy ny fanahinao rehefa mahita sexe opposé mifanena aminao???? (tsy nobaikonao aloha ny fonao hoé andé midobodoboka é)....de torak'izany koa ireo homo, satria zavatra natoraly toa ny nampipararetra anao iny ihany no nahazo azy fa tsy izy no nibaiko azy tenany...
tsy aiko aloha ....
fa ny tena nampanosika ahy hanao iny fanadihadiana iny koa de ny fahitako ireo milaza hoé " tsy nisy izany zavatra izany taloha", nefa hitako fa au contraire, efa nisy efa tena tany aloha be tany, saingy ankehitriny vao tadiavina ho saronana...
na ny dokotera aza tsy milaza izany ho aretina...fa noho ny tsy fahalalana na noho ny tsy fihezahana hamantatra hafa de aleontsika manakina be fahatany...
miala tsiny amin'izay mety ho tafitohina fa efa zatra mifanerasera amin'ny olona sy fiaraha-monina malalatsaina ny tenanay, ka mandinika aloa vao miteny...za koa tsy manakina izao "be manomanona" fa tsy homen-tsiny izy ireo satria izay no mba hany fantany sy takany ka atao ahoana moa....
misaotra.

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/bedard le 04/03/2004 22:09
20. tenio
(
04/03/2004 12:39)
Inona ty resaka lavabe ty leoaza an?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tenio le 05/03/2004 00:39