l'"Autre" Sexe

21. vindy ( 04/03/2004 14:05)
nen'i bedard kou lava be fôna kle, mila imprimer_na indray lou io handinihana azy.
22. fijo ( 05/03/2004 11:04)
mahazava tsara ny zavatra ambarany io .ary marina ilay hevitra.
23. xxx ( 07/03/2004 10:43)
manao ahona daholo aloha e! za tena mitady sipa 3 mba anao experience a3 fa tena arakin'ny resak'izala de tena masaka be mba vali raha misy sipa tia e
24. fijo ( 09/03/2004 11:46)
ka raha mamaly ny sipa dia alefany aiza ny valiny.any amin'ny canal+ ve
25. lema ( 10/03/2004 10:02)
i bedard tsara mianatra mampita hevitra @ fehezanteny vitsivitsy azafady alou fa nametraka remarke kely
26. fijo ( 11/03/2004 10:21)
ka tsy mety fa manjary tsy voazava ko.
27. bedard ( 11/03/2004 11:48)
dé miala tsiny aza fa ohatry ny lava resaka lava é!
za anie mamaly izay fanontaniana apetraky ny sasany é! ( amin'ny fomba fahitako azy fa tsy hoé voatery ho marina akory an) za mantsy somary curueux de nature ( na de efa nahitako loza aza) sady olona tia andrakandrana (izay nahitako fahadisoam-panantenana), fa satria ne veux pas mourir idiot hoy ny fitenenana...andramo daolo ny zava-drehetra ary tano izay mahasoa anao....
za somary épicurien izay ihany, ka ny filozofian'ny fiainako dé hoé: iry tazako iry ny "fahafinaretako" ka tsy mampaninona ahy izay lalana ahatongavako eny, fa rehefa finaritra za de point C tout! nefa kosa fady ny manafitohina ny fahasambaran'ny sasany....
hoy ny namana iray izay atsy ambadika atsy hoe " samia manaraka ny parallele-ny de samy ho sambatra isika mianakavy ary tsy manapaka ny lalan'ny sasany....ary dé tonga eny amin'ny volana....saingy za manokana lasa tsy tia ny volana fa sady hay ty izy ngazana no mbola manafina mandrakizay ny tavany ilany...
PS: fahasambarana daolo anie zava-drehetra ento an-tany eto raha ainao tsara ny mandeha amin'ny lalana tokony halehanao é! aza akasarotina ry zareo ny fiainana an!
mazotoa.
28. fijo ( 12/03/2004 10:33)
marina tokoa izany.
29. xxx ( 12/03/2004 18:07)
Aleo letsy fitiniko ry bedard a! Fantaro ny libido-nao dia aza menatra mintsy raha pedaka fa efa nisy hatrizay fahagolatany zany, ary isika izay tsy pedaka dia tsy tokony hanome tsiny azy ireny koa. Zay angamba no tian'ny mpanoratra ho lazaina.
30. fijo ( 18/03/2004 10:48)
tsy misy mahadiso an'izany kosa anie.
31. kitjo ( 18/03/2004 13:59)
znay ve?
32. fijo ( 19/03/2004 09:41)
diso ahoana ary izy.
33. kitjo ( 19/03/2004 16:51)
samy manana ny eritreriny aloha e,aleo ataoko no comment
fa aza mivadika fts fijo zayno atahorana,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.642