antson'ny fo ve sa feon'ny eritreritra?
1. kitjo
(
28/02/2004 14:52)
Tsy haiko izay ilazana azy na feon'ny eritreritra na fibaikon ny saina na feon ny fieritreretana.
Raha tena tinao ve ilay olona kanefa ny sainao tsy manaiky ny iarahanao aminy.Ohatra oe tsy mahatoky azy ianao na miahiahy oe mety misy olona hafa ambadika any,
Dia mbola tokony hiditra ihany ve satria tinao izy ary izy koa tia anao (ny fahalalanao azy) fa misy izay sainao tsy mazava izay?
Raha tena tinao ve ilay olona kanefa ny sainao tsy manaiky ny iarahanao aminy.Ohatra oe tsy mahatoky azy ianao na miahiahy oe mety misy olona hafa ambadika any,
Dia mbola tokony hiditra ihany ve satria tinao izy ary izy koa tia anao (ny fahalalanao azy) fa misy izay sainao tsy mazava izay?
répondu par fijo le 16/04/2004 22:25
2. fijo
(
28/02/2004 16:43)
kitjo a,amin'ny fitiavana dia mahery kokoa ny fo.saingy indraindray ilaina ny mampangiana izay satria mila fisainana io.
izay ilay hoe:" tia amin'ny fo,fa atao ampisainana".asa raha mazava ilay tiako lazaina.
izay ilay hoe:" tia amin'ny fo,fa atao ampisainana".asa raha mazava ilay tiako lazaina.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 28/02/2004 16:43
3. vindy
(
28/02/2004 18:55)
de arahina fotsiny eny ny onjany kou, avela ny lahatra sy ny anjara no manapaka azy eny. raha mino fa misy zany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/vindy le 28/02/2004 18:55
4. kitjo
(
28/02/2004 18:25)
ka raha tsy mifampatoky ve ry fijo na tinao aza le olona tsy fandaniana andro sy fampijaliantena fts?
Sady fitiavana tsy misy fifampitokisana izany v..ny ahiahy tsy ihavanana hoy ny Ntaolo izay
Sady fitiavana tsy misy fifampitokisana izany v..ny ahiahy tsy ihavanana hoy ny Ntaolo izay
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo le 29/02/2004 06:25
5. paingotra
(
29/02/2004 20:07)
manahoana indry. Raha vao tsy masaka ao andohan-dry hoe tia ilay olona indry dia heritrereto tsara aloha fa rehefa tafiditra anie sarotra ny mivoaka e! marina fa hoe azo fafana ny soratra(tamin'ny penina sy ny fitaovana hafa) nefa araka ny fitenenana hoe aleo misoroka toy izay mitsabo.Tsy ny tany no fady hoy ny fiteny fa ny vavam-bahoaka koa aleo mandinika tsara dia avy eo manapa-kevitra. Tsara be ilay hevitra hoe aleo manontany ny hevitry ny olona hafa.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/paingotra le 29/02/2004 20:07
6. xxx
(
01/03/2004 10:47)
Kitjo a! Ny fotoana koa manampy be, maka bahana tsara aloha indry fa tsy misy mahadiso ny maka bahana dia mandinin-tena. Avelao any daholo aloha dia jereo tsara ny but hoe tena lasa izao ve sa tsia.. dia hitandry izay ataondry.. courage fotsiny
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 01/03/2004 10:47
7. xxx
(
01/03/2004 09:51)
ary maninona raha hatao zay hahafntarana an'ilay antony tsy hatokisanao azy,ohatra hoe raha heverinao na renao hoe misy olona any ambadika de fantaro aloha,na miresaka mazava tsara mitsy nareo
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 01/03/2004 21:51
8. voahary
(
01/03/2004 12:20)
mbola misy doute indry zany e, izany hoe tsy matoky azy tsara... nefa raha ohatra ka tena olona azo itokisana ihany anefa izy raha ny tena marina??? Sao efa tratra aoriana loatra indray anefa vao mahafantatra n'izany indry, ny tiako lazaina dia hoe sao dia efa eny antananan'ny hafa eo ilay olona vao tena hita hoe kay tokony natokisana ihnay izy ity, anjarandry mandinika e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/voahary le 02/03/2004 00:20
9. vindy
(
01/03/2004 14:13)
de aôna ry kitjo, hita ihany ve hoe antson'ny fo sa feon'ny eritreritra le izy? mbô lazao ihany zay refa hay ny manavaka azy fa na zay kou azo kay tena tsy ao mintsy kou.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/vindy le 02/03/2004 02:13
10. bibikely007
(
01/03/2004 16:26)
aleo ihany iaretana fa sao ao anatin'ny mangidy no misy ny mamy ko!!!
11. kitjo
(
02/03/2004 10:51)
ny marina tsy za io fa olona akaiky e, d mba mila hevitra izy
Fa break hono amzao aloha samy maka saina,
Fa break hono amzao aloha samy maka saina,
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo le 02/03/2004 10:51
12. ikaretsaka
(
02/03/2004 11:48)
hum!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 02/03/2004 11:48
13. kitjo
(
02/03/2004 13:38)
hum hum !
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo le 02/03/2004 13:38
14. ikaretsaka
(
02/03/2004 15:21)
ahoana indray ity break ity...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 02/03/2004 15:21
15. fijo
(
02/03/2004 16:35)
1)aza mba mihaino izay tantaran'olona .
2)izay tsapanao ihany arahana fa io tsy mandainga.
2)izay tsapanao ihany arahana fa io tsy mandainga.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 02/03/2004 16:35
16. vindy
(
02/03/2004 20:07)
"break" hah, hay ve mety zany e, de refa samy avy naka saina ve de miverina indray?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/vindy le 02/03/2004 20:07
17. kitjo
(
02/03/2004 11:12)
refa avy samy maka saina d mandray decision k!
Zany efa oe break ko, fa in ndray ry .....
Zany efa oe break ko, fa in ndray ry .....
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo le 02/03/2004 23:12
18. six
(
02/03/2004 11:28)
diniho tsara alou am'zao break zao ary!!!!!!!!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/six le 02/03/2004 23:28
19. fijo
(
03/03/2004 09:54)
break sy ny briky dia samy ratsy satria raha mitohy tsy mafy.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 03/03/2004 09:54
20. ikaretsaka
(
03/03/2004 12:01)
hahaha iny indray no tsy hitako
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 03/03/2004 12:01