antson'ny fo ve sa feon'ny eritreritra?
21. kitjo
(
04/03/2004 20:21)
briky mitambatra2 aza lasa trano k,ihhiihih
ra break fona ko alou d broken ny farany e,hahaha
ra break fona ko alou d broken ny farany e,hahaha
22. rfanjav
(
04/03/2004 12:23)
tsy misy zavatra tsy vitan'ny fifampiresahana akory,
reraka foana eo ianao manontany hevitr'olonkafa fa samy manana ny heviny ny tsirairay, ilay namanao ihany no afaka mamaly ny fanontaniana napetrany !
reraka foana eo ianao manontany hevitr'olonkafa fa samy manana ny heviny ny tsirairay, ilay namanao ihany no afaka mamaly ny fanontaniana napetrany !
23. kitjo
(
04/03/2004 16:33)
eny e, tsy voatery ho marina nage ny eritreritra mamosavy e,
Mba ilaina iany kosa ny miresaka na znay aza e, mijery ny lafiny rht ange fa tsy oe ze lazain olona eto ko akory d marina dol
Mba ilaina iany kosa ny miresaka na znay aza e, mijery ny lafiny rht ange fa tsy oe ze lazain olona eto ko akory d marina dol
24. fijo
(
05/03/2004 11:40)
ko itsika sy rfanjav tsy mety milamina amin'ny resaka fa miady foana?ih,ih,ih,
26. rfanjav
(
05/03/2004 18:29)
eritrereto fotsiny we samy manana ny heviny ny ol anontanianao, misy ny mifanohitra mihitsy aza !
ka tsy ianao indray no hivadika ati-doha handray fanapahan-kevitra rehefa avy eo !
ka tsy ianao indray no hivadika ati-doha handray fanapahan-kevitra rehefa avy eo !
28. kitjo
(
06/03/2004 09:26)
fa ny hevitrao ko tsy voatery ho marina foana, fianarana ny fiainana e,fa anjaranao ny mandray fanapahankevitra farany
40. kitjo
(
18/03/2004 14:00)
za nge lamaso ts minana e,fa tanjemo sao tafavoka aty fa mahakofona an
lasa tsy hhmmmm eo tsn fa kkouuffff kouufff
lasa tsy hhmmmm eo tsn fa kkouuffff kouufff
